Liberté d'expression

1. xxx ( 28/03/2009 20:41)
io teny io foana no nataony TGV tsianjery rehefa misy mpanao gazety vazaha nanontany izy saby mi-rouler "R" be ery fony izy mbola ampombolahy teo @ 13 mai. Hay tena tsianjery maimbo fotsiny ilay teny fa tsy azony akory ny dikany. Mampalahelo ilay sefondry TGViste fa hay manao taribato vilambava.
novalian'i xxx ny 28/03/2009 21:08
2. Noue ( 28/03/2009 20:42)
asa re oe taiza no mba nahitany an'io nefa tsy hainy akory ny dikany ee!! :evil: :evil: :evil:
3. xxx ( 28/03/2009 20:58)
Noue a! na ny ankizy any @ EPP aza mety mahay ny dikanio rehefa azavaina azy izany, ny mahagaga dia lehilahy lehibe nanao fihanihanana teo Mahamasina ny hametrahana izay liberté d'expression izay no tsy hahalala ny dikanizay.
4. Noue ( 28/03/2009 21:02)
ka hita kosa aloha hatramizao fa tsy hainy ny dikany eee ! nahoana aza izy no mitatatata an'io foana nefa rehefa ny hafa no maneho ny heviny basy no hapoaka aminy ee ???
5. xxx ( 28/03/2009 21:08)
Noue a! sao dia ny maha-frantsay taratasy any TGV aza no tsy hahaizany anilay dikateny satria ange izy vazaha taratasy fotsiny ihany e? dia atao tsianjery ny kabary politika eo ambody fitaratra sady manosotra gel @ volo.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0399