Ambasadaoro 5 no nesorina !!!!!

1. ronaldo09 ( 28/03/2009 08:13)
Denis Andriamandroso, Ambassadeur en Afrique de Sud, Jeannot Rakotomalala, Ambassadeur siégé à Bruxelles, Narisoa Rajaonarivony, Ambassadeur en France, Jean-Pierre Rakotoarivony, Ambassadeur en Ethiopie et Ralison Alphonse, Ambassadeur accrédité en Allemagne ireo no nesorina taorian'ny filankevitry ny minisitra omaly ! Tsy maintsy hesorina daholo ny ambasadaoro rehetra araka ny tsilian-tsofina saingy tsy tsara ny manao cyclone marina fa misy namana amin'izy ireo hoy ny tompon'andraikitra .Araka ny vaovao marim-pototra dia ny Ambasadaoro any Chine ingahy Sikonina sy ny any Dakar ingahy Paraina izao no mety tsy ho voakitika!
merci President amin'ny fanalana ny viruis eeee!!!!!Ireo ihany no hanoraka hoditr'akondro eo alohanao koa esory daholo !!!!
novalian'i sero ny 28/03/2009 15:00
2. Noue ( 28/03/2009 08:58)
:^) hesory aza satria zany no lazainareo fa democratie !!! dia aza be taraina rehefa tsipahin'ny firenena rehetra avieo !!!
3. xxx ( 28/03/2009 09:54)
Tsy hitako izay tena mahamaika ny fanalana ireo ambasadaoro raha manao ny marina sy mari-pototra ny fitondrana ankehitriny.
Ny fanalana an'ireo Ambasadaoro ireo aza midika fa tsy matoky an'ireo firenena ireo ny fitondrana ankehitriny ary ambasadaor miasa any amin'ireo firenena mitsipaka azy no halany dia midika fa hahavita tena ve zany ny gasy ka tsy mila fiaraha-miasa amin'ireo firenena ireo? Sa mino ve ny fitondrana fa handray iza Ambasadaoro vaovao halefany anyy ireo firenena ireo? Toa mamono tena ihany izy raha ny fahitako azy.
4. Noue ( 28/03/2009 10:18)
xxx:

Toa mamono tena ihany izy raha ny fahitako azy.
tena mamono tena marina satria na ny fitsipahin'ireo firenena rehetra ireo aza dia mbola tsy mahatonga saina azy ihany eee !


5. xxx ( 28/03/2009 10:46)
io indray ronaldo sy ny alaelokanina lety e tsy mahagaga :-D :-D :-D
6. yuka ( 28/03/2009 11:26)
zay kou anipy oditr'akondro e!
tsy mila fozaorana zay :D
7. sero ( 28/03/2009 15:00)
ny antony hanesorana ny ambasadaorory zareo diamba hampidirana ny havana:ry dadatoa,ry dadafara ,rydadabe ary ny namana akaiky mba hinanana e!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0755