[b]AOKA IZAY NY ADY[/] NY SAMY MALAGASY

1. rabingogilabanga ( 28/03/2009 08:00)
1)Tsy c o t i e r , tsy M e r i n a, aoka ho fantatrareo, fa hiaraka honina @ io gasikara io hatrany isika , na @ ankehitriny na @ ho avy, efa mihamaro aza ny avy any @ faritany sy ny ao Antananarivo mifananmbady


2)Samy manana ny tohanany , ary misy pro-Ravalo ny any @ faritany, no misy pro-TGV ny ao Antananarivo


3)Afaka milahatra sy miteny ny tsirairay tsy asiana ady, ARY NY LALANA MANKANY @ RECONCILIATION NATIONALE no tokokny hataontsika rehetra, ampidirina ao daholo hifandinika sy hifamela, NA TIM, na AREMA, na CRN, na ny hafa tsy ary ho voatanisa


ARY MANAGATAKA ny SERASERA mba hamafa avy hatrany ny resaka mamofompofona foko.

manana ny responsabilite-nareo ianareo izay ni-s'engager-vanareo raha nividy SERVEUR, fa tsy hanainky, ka hamafa avy hatrany ny olona na ny lahatsoratra mamporisika ny olona hiady

ary isika mpanao forum aoka isika mba hi-denoncer na hiampanga hatrany hatrany ny mpampiady, ary hanindrahindra hatrany hatrany ny fifankatiavana

Citation:

1) UNE GUERRE? C'EST FACILE DE LA COMMENCER, MAIS C'EST EXTREMEMENT DIFFICILE DE LA FINIR.

2)Quand les riches se font la guerre, ce sont les pauvres qui meurent.[Jean-Paul Sartre]
novalian'i RACAILLE ny 28/03/2009 13:33
2. rakaroka ( 28/03/2009 08:14)
Marina mihitsy izany Rabingo, déjà efa mahantra lé firenena , dia mbola
"fifanenjehana" foana ho "abahana" an-tsaina.
Ny tombontsoa wa dia ho an'izay "mahay mifampiraharaha foana !"
3. Oay ( 28/03/2009 08:24)
Saotranareo é! mahafinaritra aleo tsy asiana commentaire fa d ny saina karokaroka fa na izany aza aleo hisy fetrany.Mahafinaritra ry zareo a! mankasitra mankatelina ary ho an'i Madagasikara anie ianareo ary i Madagasikara ho antsika rehetrarehetra.
4. Bazily ( 28/03/2009 08:28)
Tiako ilay fanehoankevitrao saingy firifiry amintsika no afka hanaraka an'izany.
Ar mbola izay no fototr'io tsy fifankazahoana io.
Misaotra tompoko
5. rabingogilabanga ( 28/03/2009 08:58)
Ny zavatra tokony ho fantatsika dia mbola manana an'ilay laza hoe : Tia filaminana isika par rapport @ ireo namantsika atsy Afrika:

-Nisy ny maty t@ 26/01 sy t@ 07/02/09, sy ny maty tany @ faritany izay tsy fantatra ny isany.

-Saingy tsy resaka foko no nahafaty ireny , fa resaka purement politika politisianina.

-Aoka ho lasan'ireny daholo ny ratsy rehetra, ary ary dia ho tsarovana daholo ireny maty ireny, tsy asiana hoe iza no diso na marina, ny fitsarana no hanao izany, fa tsy isika vahoaka.

-Ary ny maty nohon'ny adimpoko sy ny ho faty @ manaraka nohon'ny ady pollitika aoka tsy hisy intsony.

Io maty nohon'ny adimpoko io no tena zavatra mampiavaka antsika @ Afrikanina, satria tsy misy ary tsy tokony hisy mihintsy io.

FIFANKATIAVANA HATRANY NO ATAO. TSY MISY VALIFATY

«Oeil pour oeil et le monde sera aveugle» Mohandas Gandhi

6. Oay ( 28/03/2009 09:19)
Bazily:

Tiako ilay fanehoankevitrao saingy firifiry amintsika no afka hanaraka an'izany.
Ar mbola izay no fototr'io tsy fifankazahoana io.
Misaotra tompoko



Marina ny an'i bazily fa jereo eto fotsiny anie raha vao lohahevitra mampihavana d tsy misy manamafy ny fanatika fa mandrangitra ady ary ambadika ary no ainy é!
Misaotra anareo rangah fa d ho ela velona ianareo ary tazony ny fitiavana ny fihavanana a!
Tehanao resaka lava be za fa tsy mety satria manjary mety mahatonga fifandonana eto indray fa ny eto d FIHAVANANA no ilaina fa TSY ADY.Mahereza ny mpandala fihavanana é!
7. eightman ( 28/03/2009 09:37)
merina mitsy zany oupsss, marina mitsy mantsy zany e !! lol
8. modeste ( 28/03/2009 12:13)

MBA HATAOVY TSARA NY SORATRA SY NY HEVITRA HAVOAKA @ MANARAKA OK!

9. news2dago ( 28/03/2009 12:29)
rabingogilabanga:

1)Tsy c o t i e r , tsy M e r i n a, aoka ho fantatrareo, fa hiaraka honina @ io gasikara io hatrany isika , na @ ankehitriny na @ ho avy, efa mihamaro aza ny avy any @ faritany sy ny ao Antananarivo mifananmbady


2)Samy manana ny tohanany , ary misy pro-Ravalo ny any @ faritany, no misy pro-TGV ny ao Antananarivo


3)Afaka milahatra sy miteny ny tsirairay tsy asiana ady, ARY NY LALANA MANKANY @ RECONCILIATION NATIONALE no tokokny hataontsika rehetra, ampidirina ao daholo hifandinika sy hifamela, NA TIM, na AREMA, na CRN, na ny hafa tsy ary ho voatanisa


ARY MANAGATAKA ny SERASERA mba hamafa avy hatrany ny resaka mamofompofona foko.

manana ny responsabilite-nareo ianareo izay ni-s'engager-vanareo raha nividy SERVEUR, fa tsy hanainky, ka hamafa avy hatrany ny olona na ny lahatsoratra mamporisika ny olona hiady

ary isika mpanao forum aoka isika mba hi-denoncer na hiampanga hatrany hatrany ny mpampiady, ary hanindrahindra hatrany hatrany ny fifankatiavana

Citation:

1) UNE GUERRE? C'EST FACILE DE LA COMMENCER, MAIS C'EST EXTREMEMENT DIFFICILE DE LA FINIR.

2)Quand les riches se font la guerre, ce sont les pauvres qui meurent.[Jean-Paul Sartre]


Efa tara laotra e!

Tsy enao ihany ve no nampiady olona teto taloha e!

Efa misaran-tsaina ny malagasy efa samy manana ny tiany ao tia hetraketraka maka fahefana @ basy! ao kosa ireo tia manaja ny ara-dalana.

Io anie nokorotanin'i andry rajoelina no fototra izao korotana rehera izao e! izy no tompon'andraikitra @ io! ko dia aleo mijinja izay vokany eo isika rehetra ko atao akory
10. rakaroka ( 28/03/2009 13:01)
[quote=news2dago]


Io anie nokorotanin'i andry rajoelina no fototra izao korotana rehera izao e! izy no tompon'andraikitra @ io! ko dia aleo mijinja izay vokany eo isika rehetra ko atao akory


Maaaaafffffyyyy BBBBBbbbbe kosa izy raha izy irery monja dia nahaonjona antsika rehetra toa izao knou :roll: :roll: 8O sady vao 34 taona anefa!


11. RACAILLE ( 28/03/2009 13:33)
Tokon' ny tsy hiady tsony isika fa iraihina mba hanohatra ny mpananibohitra mety hoalefany SADC hapandry tany hono nefa any @ dry zareo ary tsy voalamina.Tsy mila vahiny isika handamina ny raharaha ny mlg samy malagasy fa ny vahiny tsy mahalala ny antsoin tsika hoe FIHAVANANA sy SOATOAVINA
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0381