avy aiza ny ady an-trano?????

1. mazavajery ( 27/03/2009 16:56)
misy tsianjery ao @ bokin'Isambilo mitondra ny lohateny hoe "Ny lambo sy ny voay" mitantara ny fifankatiavan'ny lambo sy ny voay izy io izay niray trano sy niara nitady sakafo :!:
Loza anefa taty aoriana fa tsy nisy afa tsy foza kely no hany sakafo hita ka dia raikitra niady izy 2 lahy . I Madagasikara ilay foza kely , ireo vahiny no lambo sy ny voay! KA naona iska no hiady an-trano????
aoka samy hieritrertra isika malagasy!!!!
2. xxx ( 27/03/2009 17:06)
marna mintsy izany lazain'i mazavajery izany!!!!!
ny sasany no te ahazo ko tsika ndray no miady eto?????
3. rakaroka ( 27/03/2009 17:49)
Ny gasy "tsy tompon'ny tenany sy tsy mahatoky ny tenany" no mino fa ny
vahiny avy lavitra ary "andarira" dia "afaka hanelanelana ny gasy samy gasy an-tanindrazana. K'inn moa no mahasakana anareo tsy hifandray "direct" fa tsy maintsy elanelan'ny vahiny ? Satria mbola "voazanaka"!
4. KALACK ( 27/03/2009 18:24)
mbol kely aina karoka a , ts maints mipitsapitsa ,
5. rakaroka ( 27/03/2009 19:28)
KALACK:

mbol kely aina karoka a , ts maints mipitsapitsa ,

8O 8O :roll: :roll: :-w :-w :-$
Tsy ampy vitamine ve ny sakafo nohanina , anefa anie toa namokatra ronono ihany hono ny tany e!
Dia "ataovy ary aloha izay hahabe ny "aina" vao mifanandrina amin'ny vahiny,
raha tsy 'zany avia hofahanany ! :wink: :-P
6. soanja ( 27/03/2009 20:34)
rakaroka:

Ny gasy "tsy tompon'ny tenany sy tsy mahatoky ny tenany" no mino fa ny
vahiny avy lavitra ary "andarira" dia "afaka hanelanelana ny gasy samy gasy an-tanindrazana. K'inn moa no mahasakana anareo tsy hifandray "direct" fa tsy maintsy elanelan'ny vahiny ? Satria mbola "voazanaka"!


Misy raha latera aky a! samy mandeha samy mitady io raha vao tsy misy mpanelanelana. Aleoko zanahana toy izay hifamono faty ampitoerana eo. Sa ahoana hozy njy?



:) :) :) :-* :-*
7. rakaroka ( 27/03/2009 21:02)
Ny "blem" @ gasy anie "te hiseho hoe mahavita tena sy tsy mila ny hafa anefa na ny "hohanina aza tsy hary akory" dia finaritra ny manenjika ny aty ivelany fotsiny ! Fa marina ny anjy...satria efa lasalasa tokoa na aty ivelany ara-pahamatorana sy fijery ny fiainana!
Ary raha tsy ry ´zareo tsy mahita izany manafatra ady an-trano aty ivelany izany an :wink: :roll: :roll: :roll: 8O 8O :-w :-w :-$
quelle invention :roll: :?:
Quel style :?:
Mba hafa kely :wink: :-D :-D :-D
8. soanja ( 27/03/2009 21:23)
Ahita raha isika amin'ity ka! :wink: :-* :-* :-*
9. fijo ( 27/03/2009 22:21)
izao no tena ilan any fandraisan'ny miaramila andraikitra.ny ten amiaramila no lazaiko eto,fa tsy "capsat"
10. nirinanicolas ( 25/03/2015 07:52)
Est-ce que vous cherchez site pour Petites annonces gratuites à Madagascar? visiter www.madapage.com. C'est gratuit...
11. nirinanicolas ( 25/03/2015 07:53)
Est-ce que vous cherchez site pour Petites annonces gratuites à Madagascar? visiter www.madapage.com. C'est gratuit...
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.5863