AIZA NY MIARAMILA LAZAINA FA MIARO NY VAHOAKA E

1. sadeky ( 27/03/2009 16:10)
Araka ny filazan'ilay colonel mutin tao @ capsat dia tsy natao hery famoretana ny miaramila fa natao hiaro ny vahoaka,manoloana an'izao zavatra misy izao anefa dia hita fa hery famoretana tokoa ny rasily.
novalian'i fijo ny 27/03/2009 22:23
2. Noue ( 27/03/2009 16:28)
:evil: :evil: :evil: nefa jereo ny ataony !!! :evil: :evil:
3. xxx ( 27/03/2009 16:35)
vitsy an'isa ny tgv dia mody ao ambadiky ny miaramila no mitora bato sy mandrangotra y :-D :-D :-D
4. Noue ( 27/03/2009 16:36)
justement !!!

17:00 - Les heurts ont continué à Analakely. Les forces de l’ordre ont de nouveau empêché les manifestants légalistes de se rendre sur la place du 13 Mai. Des tirs de sommation et des gazs lacrymogène ont été tirés dans leur direction. Les pro-TGV venus en découdre se sont réfugiés derrière les forces de l’ordre d’après plusieurs témoignages (voir photos)
5. sadeky ( 27/03/2009 16:43)
misy farany io misotasota io,ary ny polisy sy miaramila ary zanadary mbola ho maro no lasa chomeur rehefa tonga i ra8,on verra
6. Samoana ( 27/03/2009 17:01)
Tsy mbola afa-mihetsika ny miaramila azo itokisana fa mbola rahonan'ny milisy tgv. Mampihori-koditra tokoa isaky ny mamerina ny vidéo mampiseho ny habibian'izy ireo. Na ny supérieur aza rahonany fa tsy misy respect intsony.

7. xxx ( 27/03/2009 17:03)
nts
8. xxx ( 27/03/2009 17:05)
mbola manao rami ao @ camp capsat sy sasany mbola misotro taoka mandry antatatra,ny sasany manao rami f'efa hoavy fin du mois :-D :-D :-D
9. Mirananirina ( 27/03/2009 17:21)
Ny miaramila dia natao manaraka ny baiko .Ka raha ny ambony ny miteny dia tsy maintsy tanterahina fa AZA OMENAREO TSINY IZY IREO FA NY BAIKO MAHAZO AZY AZA EFA MANEPOTRA NY FIAINANY.
Tadidiko tsara manko tamin'izahay nanana miaramila ordonance,izay moa ny fiantsoana azy ireny rehefa manao service ao antrano.Izay tenenina azy dia tsy maintsy tanterahany .
10. xxx ( 27/03/2009 17:34)
baiko tokony hanasoavany ny firenena no tokony ho ataony,betsaka ireo officiers sy sous officiers no mampiasa an'ireo vatatay hataony toy ny solafa ao antrano sady maka mpianatra no manasa auto ,no mana gabone .Ny lehibe moa dia manao domy sy mitatara ny afera vita
11. fijo ( 27/03/2009 22:23)
natao hanatanterak abaiko tokoa ny miaramial,saingy io baiko io dia ny ambony grady no manome azy,fa tsy hoe vataty mibaiko generaly.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0081