8 bonnes raisons pour convaincre Ra8 de rester au Swaziland
1. essera
(
27/03/2009 13:13)
Tena mety be amin'i Dada Ra8 ny mijanona any Swaziland fa tsy angano. Misy antony maromaro ireto fa tsy hoe mandeha comme ça fotsiny :
1/ Tsy azo anaovana antoko politika ary raranan'ny lalam-panorenana ao amin'ny ny fanaovana izany.
Avantage : Tsy voatery hifaninana amin'ny antoko intsony na handany vola hi-subventionner-na an'ireo tsy maintsy mirotsaka mifanandrina fa dia miady amin'ny tenanao irery eo ianao. Raha hisy hitsangana aza ny antoko dia toy ny association (sic).
2/ Zana-tany anglisy izy io ka mety tsara mihitsy.
Avantage : Dada efa ela no tsy tia Frantsay. Ny Anglisy-amerikana no tena tenim-pirenena voafolaky dada tsara sy tena angadiny ka dia ho mora dia mora ny fifandraisana.
3/ Monarchie absolue no fitondrana manan-kery ao. Ary ao anatin'io firenena io dia tsy mahazo mitsara an'io monarchie absolue io ny Fitsarana Avo.
Avantage : inona intsony no ilaina mihoatra an'izany papa. Tsy mila milatsaka papa tonga dia lany, ary tsy mila manova lalam-panorenana hoe afaka milatsaka foana fa tonga dia poinsa foana. Tsy mila manao jadona izany koa fa efa d'origine io ka efa mahazaka ny vahoaka any.
4/ Sehatry ny fiharian-karena : 34% n'ny olona ao no tsy an'asa
Avantage : ka dia tsy maninona raha manokatra orin'asa be dia be ao Dada Ra8. Azonao atao ny manakarama olona amin'ny karama ambanin'ny farany ambany. Misy izany a, fa tsy lainga.
5/ Ara-toekarena dia firenena mpanafatra be lavitra izy mihoatra ny zavatra aondrana.
Avantage : tonga dia ao dia lafo daholo ny entan'Papa rehetra satria kely dia kely ange io firenena io ka tsy ho sahirana Dada amin'ny fanapariahana ny vokatra rehetra.
6/ Hatramin'ny taona 80 dia ny niroborobo ny sehatry ny fambolena sy fiompiana.
Avantage : Efa teto Dada dia efa nanainga ny révolution verte. Ary ao no tena spécialité-n'i Dada tany ampanombohana.
7/ Eo amin'ny resaka fitantanana ara-panjakana dia efa tena mikorosy satria ny déficit-ny dia efa mahatratra 101 millions de dollars tam 2003.
Avantage : Raha mbola tianao ampiana io ry Dada dia io no tena mora tolomina kokoa.
8/ Mbola tsy dia be loatra ny mponina ao.
Avantage : Mbola azo atao tsara Rabain ny mamolaka an'izany fa eto Antananarivo fotsiny ange dia efa mitovitovy amin'ny isan'ny rehetra mponina ao e.
Raha mba te hanamarina an'io lazaiko io ianao dia http://fr.wikipedia.org/wiki/Ngwane
Ao amin'io rohy io no ijerenareo ny nolazaiko rehetra teo ambony.
bon séjour et bonne chance Monsieur le Président.

novalian'i fijo ny 27/03/2009 23:42
3. xxx
(
27/03/2009 15:06)
rehefa tsy zakanareo wa ny fiverenany DADA d mitsambikina etsy Ampahamarinana!!
4. xxx
(
27/03/2009 15:24)
essera:

ajanony ny môly rehefa tsy zaka zama a :-D
5. eightman
(
27/03/2009 17:13)
Mpaka document sy hevitra etsy sy eroa fotsiny fa nandra ihany enao ry essera a!!! Mpisandoka tsy misy atokona , olona tsy misy saina e!!!
6. fijo
(
27/03/2009 23:42)
tsy hoe nandra letsy izy,fa ten amarary ny sainy hoe hotafaverina eto levalo an.de ho kivy indray le hafalian akely efa mba nisy teo