Biby tsy manan-doha tsy mandeha lavitra.

1. essera ( 27/03/2009 12:12)
Ny olana misy eto amin'ny firenena izao dia io resaka biby io :
- Ny avy amin'ny TGV io :
Ny olana dia miseho lany ry be volombava sasany teo aloha hoe izahany no tena vrai ni-démarre an'io fa tsy lisany zandry kely. Ao ve nareo ? Tsy miainga iny Papa. Donto be angamba ra-Andry vao hanaiky an'io. Izay ilay hoe nanao no tsy nambinina ka dia manetsa be mbola ho avy bain.


- Ny avy amin'ny TIM :
Ho sarotra ihany ny lalana na ireo olona tsy ao amin'ny TIM izay manara-dalàna aza, satria normal be io miseho eo Ambohijatovo io fa : "Minoa fotsiny ihany fa ho avy eo Dada...". Hoy moa ra-Hery hoe mandeha foana io na tsy misy vola aza. Ny nahatonga ny retour n'ny Grand (Deba iny ange), nahay nanararaotra ny occasion izy. Vereno tadidiana kely. Miandry kely dada ...

Samy mangorovitsika na ny andaniny na ny ankilany.

Fa tsy mena-mitaha koa ny V, na hiteny ianao hoe vendrana na karazan-javatra ratsy, zé tianao zany manomboka amin'ny V tsy mampaninona mihitsy e. Ny ataonay ihany no ataonay.
novalian'i KALACK ny 27/03/2009 18:43
2. KALACK ( 27/03/2009 12:16)
V = volamena "ze mangina volamena"
fa ny biby tsisy lohany no tena sampona satria sady lohany no vodiny izy reeetra
3. essera ( 27/03/2009 12:28)
Merci les Kalack raha v am'tanana no resaka. Omeko cartouche elah fa reveko be. Inona koa mo ltia zao no mbola antony ilaharantsika. Ny antsika efa vita angamba ilay nataon-drzalah oe fandanianandro.

Anjaranareo ndray zao ry zanaky Dada ny mandany andro fa zay maka la sieste.


Miandry roa taona les, lisany ihany ange no niteny an'io tamin'ny voalohany fa nifamadika tampoka ny olona tokony hiandry sy ampiandrasina.

bisous bisous minou minou daholo. :-* :-* :-* :-* :-*
4. bazylou ( 27/03/2009 12:47)
eka ozy!! asa atao kianjann'y ambohijatovo 2 koa izany ny eny trocadero::
ho an'ny olona tsy manakatao aloha dia aleo ho eny e!! :P :P
5. andrywui ( 27/03/2009 12:52)
eka ozy!! asa atao kianjann'y ambohijatovo 2 koa izany ny eny trocadero::
ho an'ny olona tsy manakatao aloha dia aleo ho eny e!!


tapa-tsinay ah les ry essera sy bazylou nandalo teo amin le fivoriandry zalah teo trocadero tao fa ranomaso tsy latsaka daholo !!! ha ha ha
6. andrywui ( 27/03/2009 12:55)
sady manozon be ry leron no manopa avy eo , fa ra fantatry ry zalah angamb ah met namboarny teo ,, ha ha !! de ref ts hitany ze atao ry lety de ny olona teo saint-denis ndray no noterendr zalah hanaik ny heviny a , na vazaha aza , ha ha ha !!!
7. KALACK ( 27/03/2009 18:43)
Ka tsis kil ve lets izy ts vazah ndray no teren hanohan ny tolona kely ataony a, sady ny ol ef leo greve e,
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.5407