Inona moa no tena ilaina ny miaramila gasy
5. KALACK
(
26/03/2009 13:49)
Inona moa no tena ilaina ny miaramila gasy
misokatra ny adi hevitra
Rovitr patalo tam andron ravalo ny miaramil gas reetr
7. bozyboleta
(
26/03/2009 13:55)
Miaramila vatatay.
Tsy mahazaka basy iray.
Miaramila gasy.
Mina-taiparasy.
Vendrana, fôpla, tsisy ilana azy fa mandany volam-bahoaka fotsiny.
dofinois toujours et toujours pour ra8 :-D :-D :-D
Tsy mahazaka basy iray.
Miaramila gasy.
Mina-taiparasy.
Vendrana, fôpla, tsisy ilana azy fa mandany volam-bahoaka fotsiny.
dofinois toujours et toujours pour ra8 :-D :-D :-D
8. dofinois
(
26/03/2009 13:59)
ny miaramila ve ry kalack
Inona no mba zavatra vitany ?
rehefa sous officiers sy officiers manao aferafera maizina toy ny fahalalana olona izay no mba tena fantany ,rehefa misy examen hidirana @ ireny moa dia mandeha be mihitsy ny afera hividianana suijet satria hoe mahalala colonel sy general
Ny vatatay indray misotro taoka sy ny manao rami ao @ camps ao

9. tsiafoi1
(
26/03/2009 15:07)
Ka efa hita fa TSISY ILANA AZY afatsy ny MANOTRA (corruption) SY MAMPANOFA BASY MAMAKY TRANO
10. niny
(
26/03/2009 16:07)
Tsy hitako izay ialaina an'ireo satria na làlana mifehy azy aza tsy fantany,ny miaramila dia tokony hanaja ny aradalana foana na inona ny antony na inona!
11. xxx
(
26/03/2009 16:32)
raha vao ny miaramaila no manao politika tsy maintsy ady no hiafarany,ka inona marina ary moa no mba asan'ireny miaramila ireny ,mitady afera isan'andro na koa ny mampanofa basy sy sisa ,ravao any fa tena mahamenatra na ny milaza ny miaramila gasy aza
12. sadeky
(
26/03/2009 17:25)
ny manao domy sy rami ao @ camp no tena ataon'ireo ny officiers moa dia ny fanorona no mba tena han'ireo,apres mitady afera2 atao
16. fijo
(
26/03/2009 22:20)
mampiaraka miaraka amin'ny mpanampinn'y vahoaka eo soanierana sy tsimbazaza no tena jain'ireo.ao tsimbazaza no ahitana izany isank'alahady.