gadra navoaka
1. yvaj
(
26/03/2009 12:41)
Iza avy moa izao ireo 28 détenus politiques sur 48 navoaka ireo.
Mba omeo liste ze mahalala o.
Merci. Fa i TGV klou no atao solon'ireo any an.
zay no fanamby!
Mba omeo liste ze mahalala o.
Merci. Fa i TGV klou no atao solon'ireo any an.
zay no fanamby!
novalian'i xxx ny 26/03/2009 18:46
4. xxx
(
26/03/2009 13:01)
Dadany ary zao efa tsara ambina kou!
Sa ve refa mihaona izy de hoe rafozako sy ny vinantoko.
Sa ve refa mihaona izy de hoe rafozako sy ny vinantoko.
5. Oay
(
26/03/2009 13:40)
xxx:
Dadany ary zao efa tsara ambina kou!
Sa ve refa mihaona izy de hoe rafozako sy ny vinantoko.
Aoka kosa ry XXX fa rafozandoza sy vinanto sakay kely rano klé hihihi... milay wa eto @ Malagasy Mifandray Tsiky d ampy!
6. KALACK
(
26/03/2009 13:47)
Ny efitr nis an Jly Fidy hon no asian an'i dada ref tong iz ,izy ko elà aaaa , efa maik hanati bar Ifion s Mirana
7. cocorie
(
26/03/2009 14:18)
Dadanay r'lay mbola mi-style any am villa royale any swazilland ao anaty suite mijajika be fa aza d b fialonana eo.
8. Oay
(
26/03/2009 15:17)
cocorie:
Dadanay r'lay mbola mi-style any am villa royale any swazilland ao anaty suite mijajika be fa aza d b fialonana eo.
Marina ny an'i cocorie mbola voasivana tsara mandrimandry eo ambony fandriana!
Ka tsy suite anakiray izany fa manao tour mihintsy! satria tsy maintsy manaraka ny fomba tany!
9. yuka
(
26/03/2009 15:32)
Mailaka ery ny fozaorana vao nahazo fitondrana dia navoaka ny gadra satria
jiolahy mitovy aminy ireny :-D :-D :-D
ny volapanjakana zany zao no niantohana an'ireny ao @ resto-gasy
jiolahy mitovy aminy ireny :-D :-D :-D
ny volapanjakana zany zao no niantohana an'ireny ao @ resto-gasy
10. Oay
(
26/03/2009 15:42)
yuka:
Mailaka ery ny fozaorana vao nahazo fitondrana dia navoaka ny gadra satria
jiolahy mitovy aminy ireny :-D :-D :-D
ny volapanjakana zany zao no niantohana an'ireny ao @ resto-gasy
Ny volampanjakana tsy naloa t@ ireo hetra tokony nalohan'ny TIKO izao efa lasa nentina nanaovana fiainana any Swaziland miaraka @ zoulous klé
11. xxx
(
26/03/2009 18:46)
19h20: Les prisonniers politiques haussent le ton. Les 28 personnes bénificant de la grâce présidentielle refusent de quitter la résidence surveillée tant que les 12 autres prisonniers, dont le colonel Coutity, ne sont pas eux aussi libérés. - 26/03/09
Io no vaovao navoakan'ny Orange. Dia efa nomena fahalalahana ny sasany dia tsy manaiky. Midika fa manja be ny revy tao ka tsy mifankafoy, manjary tsy tanteraka le revin-gadra ve?
Io no vaovao navoakan'ny Orange. Dia efa nomena fahalalahana ny sasany dia tsy manaiky. Midika fa manja be ny revy tao ka tsy mifankafoy, manjary tsy tanteraka le revin-gadra ve?
