vokatry ny coup d'Etat

1. sitlo ( 26/03/2009 05:04)
Vokatr'izao coup d'Etat izao moa izany dia tsy misy vola andoavana ny karaman'ny mpiasam-panjakana.

Mba tsy hilazana hoe efa lasa avokoa ny tao amin'ny banque centrale Tana sy Tamagah.

Noho izany dia mila amidy ny Air Force One sy ny fitaovam-panjakana hafa. Saingy, mba hanakombonana ny vavan'ny mpiasam-panjakana, tahaka ny transition 1991 (Ratsirahonana+Zafy+Andriamanjato), dia omena varoboba ho azy ireo ny fananam-panjakana. Cite 67, Cite des Profs ... Mba hitombo koa amin'izay ny AVI sy ny Fanavaozana ary ny CRN.

Ankohatra izay dia izay miditra ho membren'ny antoko politika nanohana ny TGV dia mahazo mirotsaka hofidiana daholo. Tsy maintsy ahitana toerana ianareo. Mety hoe sady asiana filoham-pokotany no asiana comite locale de securite.

Ny eny ambany tanàna indray tsy olana fa ho atao lalaom-pirenena ny tournike. Dia hofahanana amin'izao ianareo, vary 50 Ar eny amin'ny zay maika sy Isotry.

Ny fidiram-bola moa izany dia ireto avy:
- hetran'ny societe moyenne
- fivarotana ny fananam-panjakana
- ary ny famatsiana rehefa misy ny cyclone
- ny findramam-bola avy amin'ny frantsay

Ny fidiram-bola antselika indray dia ny fanondranana:
hazo soa, vatosoa, sokatra, tourisme sexuel, omby nangalarina, ...

Mahareta kely fa efa handray ny vokatry ny asan'ny teo aloha izao dia ny vola azo amin'ny Nickel, solika, ...

Viva la vita! Viva le coup d'Etat!
novalian'i xxx ny 26/03/2009 09:03
2. sitlo ( 26/03/2009 05:10)
PS: efa nisy entana iray valizy hanarenana ny TVM
3. xxx ( 26/03/2009 08:20)
coup d'état ahoana e? mba mieritreritra tsara: f'nga moa tsy nomen-dra8 an'ny miaramila ny fahefana de ireo indray no nanome ny fahefana an'i tgv, na zazakely 10 taona aza ve tsy haharaka an'zany? sa ve nanenina de mody izany no ahely eran-tany?
4. xxx ( 26/03/2009 09:03)
xxx:

coup d'état ahoana e? mba mieritreritra tsara: f'nga moa tsy nomen-dra8 an'ny miaramila ny fahefana de ireo indray no nanome ny fahefana an'i tgv, na zazakely 10 taona aza ve tsy haharaka an'zany? sa ve nanenina de mody izany no ahely eran-tany?


Fa nitapina tain'omby angaha ny mason'ity t@ ireny miaramila manambana basy ny miaramila nomen-dRa8 ny fahefana sy ambassadeurs ireny ? bibiolona mandehandeha iray trano ntssss

Mety ho azo norebirebena ihany comm int raha tsy nisy an'iny fa @ izao aloha dia manofisa angidina ry V isany
:-D :-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.058