Miasa saina mafy i TGV

1. sadeky ( 25/03/2009 22:18)
Place au partage des postes à responsabilité, après l'installation solennelle du président de la Haute autorité de la transition (HAT), Andry Rajoelina, à Mahamasina samedi. Plusieurs dossiers de candidature ont déjà été reçus pour siéger au sein de la HAT, du Conseil pour le redressement économique et social (CRES), même au niveau des régions.
Le Comité national de coordination (CNC) a déjà remis une liste de 60 personnalités à l'actuel locataire d'Ambohitsorohitra afin de faciliter son choix des membres de la HAT. Parmi les noms cités : Jean Lahiniriko, Evariste Marson, Joseph Yoland, Hary Naivo Rasamoelina, Jean Max Rakotomamonjy, Julien Reboza, Emile Razafimahatradraibe, Daniel Ramaromisa, Bruno Betiana et Pierre Andrianantenaina.

(source expresse de madagascar)
novalian'i a256011 ny 26/03/2009 04:47
2. fijo ( 25/03/2009 22:20)
ireo nefa no efa nolavin'ny olona mpomba an'i tgv.hummmmm
3. xxx ( 25/03/2009 22:22)
miampy ny fanamelohana ny coup d'etat nataovy,ny vola tsy misy etsy andaniny ny tim efa miha mitombo androamanalina ny mpokina etsy ambohijatovo,
4. fijo ( 25/03/2009 22:24)
hummm hisy fitondra 1 volana eto kle
5. sadeky ( 25/03/2009 22:26)
izy ity anie dia ohatrany hoe vageance fotsiny e ,ny fanafodiny aloha dia averina moramora any @ miaramila ny fitondrana dia atao ny asisses national dia miala tsy misy maratra,sa mbola mety hiafina ao @ ambassade de france indray ve :-D :-D :-D
6. fijo ( 25/03/2009 22:29)
asa ko.ny miaramila aza mivaralila ko
7. xxx ( 25/03/2009 22:30)
nahita an le teny mahamasina t@ sabotsy dia hoe ireny hono 40.000 nefa ny tribune mbola tsy feno akory ny gradin juste ary ny eo @ terrain mbola tsy misy olona firy akory fa ireo officiers sy sous officiers no teo.
8. fijo ( 25/03/2009 22:33)
ny teo aminn'y terrain nalalaka be.rah aireny aloha tsy azo lazain ahoe nahafeno
9. xxx ( 25/03/2009 22:42)
tena sure aho fa mbola le 5000 mpanaraka an'i tgv ihany no teny mahamasina t@ asabotsy teo saingy mbola teo miampy ny miaramila ny capsat sy ny ary ny zandary,ny polisy ny coral,ny ny service d'ordre,ary ny invité.
10. fijo ( 25/03/2009 22:49)
izao dia efa tazana fa maro ireo mpanaradia azy no mivadika satria mahatsapa fa misy tsy mety ao.
11. xxx ( 25/03/2009 22:57)
ataovy izay mahafeno an'i mahamasina ny samedi sy dimenche 29mars,
vao maika ry Taranak'i gallienie Vaovao lasa mitapy
12. fijo ( 25/03/2009 22:59)
mora izany ka.ahita eo izy
13. a256011 ( 26/03/2009 04:47)
Fa rahoviana ilay menaka 10 000 fmg no ho tonga e? hay moa efa lasa 12500 fmg, ndary azafady efa lasa niankina @ fahatsaram-pon'ny mpandraharaha ilay izy... Ary ny vary???
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0426