atao toy ny FRS ireo CAPsat ireo, ary tsy ho ela

1. myari ( 25/03/2009 21:57)
Aoka isika rehetra manomboka izao hijerijery tsara ny momba ireo miaramila izay manaradia ny Cap sat ireo fa tsy ho ela intsony ny fivadihan'ny tantara , raha avela @ izao mantsy ireo miaramila mpikomy ireo dia tsy ho fay velively satria mety ho sazy kely fotsiny no ahazo ireo @ fitsarana miaramila fa aleo ny fitsaram-bahoaka ohatrin'ny nanaovana ny FRS no mendrika an'ireo tsy vanona ireo...
novalian'i tafondro ny 26/03/2009 00:18
2. xxx ( 25/03/2009 22:02)
sady le capsat tena bandy mamolava sy mifoka daina izany,en plus avy any @ sisny daholo no maro an'isa,mba nahita ihany ireo colonel RFI sy Bani ary Batac fa mba hita hoe hafa mihitsy ny comportement raha mihoatra ny capsat
3. fijo ( 25/03/2009 22:07)
ny fitsarana sy fanasaziana azy aloh adia ialaina io ary tokony atao sazy henjana.fa aoka kosa isika gasy tsy hiditra amin'izany fitaram bahoak aizany,fa izany dia zavadoza hoann'y firenena
4. tafondro ( 26/03/2009 00:02)
Alamino miadana ry zareo ny fiainana à .Aza ampiana bôjibôjiny ambonin' izay efa niseho fa sao dia ny fisian' ny gasy mihintsy no ho ringana tanteraka eto @ ity tany ity.
5. tafondro ( 26/03/2009 00:18)
Misy foana ny vahaolana @ zavatra mitranga rehetra , fa tsy atao dakan' ny mialà tany foana akory no efficace .Asiana strategie ilay izy fa dia ny vahoakan' ny tanàna foana ve no atao ho sabatra handringana ny devoly ?
Hampidirana snipper hamotsiana ampahanginana azy ireo ohatra vé dia tsy hety raha toa ka izany no tadiavinareo ?
Avelao aloha ny fandrangitana fa hisy foana ny farany ho an' izay mpanota matevin- koditra .

© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.1158