MIALA TGV AVANT DIMANCHE 29 MARS 2009 , SINON

1. xxx ( 25/03/2009 18:39)
Ho anareo miaramila .
Raha to nareo ka mihevitra fa mitetika hampanjaka ny "ze be no basy " de zao no teneniko anareo: ny bala de tsy maintsy misy farany fa tsy misy an'izany basy tsy mety lani bala zany .
Heveriko angamba fa fantatrareo tsara ny tiako hambara amin'izany indrindra nareo ao amin'ny Capsat.
Raha ny momba ny fampitandremana nataon'ny Cemgam ndray dia zao: aza sakanana ny miaramila sasany haneho ny heviny toy ny nataon'ireo capsat.
Legionnaire za no miteny ka nalefa nody satria tadiavin'ny Sadc doly zao ny legionnaire gasy mba hanampy azy .
Missile ray en direction de capsat sy Emgam Andohalo de efa vita nenareo.
Raha ohatra ka manana missile "anti-missile" ny tafika Malagasy , dia tsy hiteny tsony aho.
Farany , maninona no tsy nanome fanazavana ny Cemgam tamin'ilay fahavakisan'ny Tiko tany Andranomanelatra.

Mankasitra Tompoko
novalian'i xxx ny 26/03/2009 09:34
2. fijo ( 25/03/2009 21:00)
ny legionera tsy azo alefa any amin'ny taniny raha misy hotakotaka any.
3. xxx ( 26/03/2009 09:34)
vao omaly za no naheno tao Ambohijatovo fa oe hatram zoma izy asaina miala, zao indray am dimanche, inona ary ty? toa tsy matotra akory
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2476