Mbola nanao tifidanitra indray ny miaramila
1. penguin
(
25/03/2009 12:45)
Tsy mahatanty mihintsy ry TGVendrana nefa milaza handala ny fahafahana. Rehefa nidina avy Ambohijatovo ny tsy mankasitraka izao tetezamita kitoatoa izao dia nanirahana banikely hitoratoraka ka rehefa mba mamaly ny vahoaka dia nanao tifidanitra indray ary tonga koa ny lakrimaka. Tsy mijanona io ry nama a. Zoma hitan'elah eo.
novalian'i fijo ny 25/03/2009 22:19
2. KALACK
(
25/03/2009 12:55)
Mb tsis nataony goak vody arak n tenin' ra wuiwui ary zan fa lakrim fotsn ko ,ef oe ny Fanjakana on zao mil mias ko laisan hansrav ndray , ts mis hano otran ra8 kosa alo eo ka ny ef teo antanana nd1 no avotsotr e, ze azo d ts mivern tson eo na his goak V bedb az eo ,fa d toizo ian ny Ambohijatov e, mb his hiomehezn ze goak V eo marn ko alo e
4. Andribe
(
25/03/2009 13:10)
sao de heverin dry zalahy fa avy any ambony kosa no manafika ny bani ko =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =))
5. andrywui
(
25/03/2009 13:39)
Bandy kely rangitin'ny Tim teny andalana teny ireny de lazaina fa TGV satria tsy mba nanaraka filaharana , efa manomboka zany ny lohamboton'ny Tim ! ny fandrobana fanaony sisa andrasana de feno ny maha TIM azy
6. penguin
(
25/03/2009 13:44)
Tsy TIM irery no marobe sahala ireny fa olona tsy manaiky ny terivay manta na tiankano tsy tiankano. Asio rà mandriaka koa fa izay ihany le mampianjera.
7. Andribe
(
25/03/2009 13:45)
tna tim na tgv mitovy fa tsy sahala otran ny angidina sy valala
samy mpanao polifika =)) =)) =)) =)) =))
samy mpanao polifika =)) =)) =)) =)) =))
8. penguin
(
25/03/2009 14:04)
tgv zany no angidina sa valala satria tsisy TGV ny tànana ary taxi-be aza mahasahirana sa mandé inona izy izany ?
10. andrywui
(
25/03/2009 14:14)
hoy penguin
tsy misy manao rà mandriaka eo fa rah miprovoque ny miaramila kosa de ......!!! he he he !! ka aleo mipetraka tsara iany !! inona no hatao ?? milahatra eny Ambohijatovo sy Analakeny manomboka maraina pahariva de mody daol sady hendry be eny andalana ! fa ra vao mandika anzay eo de goaka V !!!! ha ha ha
Tsy TIM irery no marobe sahala ireny fa olona tsy manaiky ny terivay manta na tiankano tsy tiankano. Asio rà mandriaka koa fa izay ihany le mampianjera.
tsy misy manao rà mandriaka eo fa rah miprovoque ny miaramila kosa de ......!!! he he he !! ka aleo mipetraka tsara iany !! inona no hatao ?? milahatra eny Ambohijatovo sy Analakeny manomboka maraina pahariva de mody daol sady hendry be eny andalana ! fa ra vao mandika anzay eo de goaka V !!!! ha ha ha
11. KALACK
(
25/03/2009 14:24)
Met ts ho tifi danitr tson az no hataon 'ireo miaramil am zoma s sabots fa met ten hitifitr V arak n tenindr zalah mihits reo koh
12. penguin
(
25/03/2009 14:33)
Alefaso @ rà eo ny TGVendrana ry leireto a. Lava sanga hain'ny olona ny fitaritana azy. Favy ary lasa lavitra.
13. KALACK
(
25/03/2009 14:39)
Vao mandik lalàna eo kos de vit e, manaov ane d ahit ny TIM e, mitov tam nataon'ny Tim tam Tgv teo alo eo ian e, ze mandik lalàna d vit ny aminy , MATY !
14. karavasy
(
25/03/2009 14:54)
ze mandik lalàna d vit ny aminy , MATY !
Fa tsy tia tanindrazana indray ve ireny fa mandika lalàna ry kalacky ? Sao mba tsy izany ny filazn'ny TGVinaingitra ?
Fa tsy tia tanindrazana indray ve ireny fa mandika lalàna ry kalacky ? Sao mba tsy izany ny filazn'ny TGVinaingitra ?
