Tena ilaina kay ilay hoe Laïcité de l'Etat
1. essera
(
25/03/2009 11:21)
Tamin'ny voalohany aho izao niteny hoe somary nisy antokom-pinoana iray tadiavina atao antokom-pinoanan'ny fanjakana.
Dia tadidio ity daty iray ity sy ny ora fa anontaniako anareo rehefa vita ny fiaraha-mivavaka ao Mahamasina.
Misaotra tompoko
©
Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 -
2025 - page load 0.0491