Ambohijatovo, mitombo hatrany

1. hery ( 25/03/2009 09:46)
Nitady "vahoaka" ny TGV dia hahita ny tena "Vahoaka".

Miha-mitombo ny olona eny Ambohijatovo. Tsy matahotra intsony. Ary dia mandeha amin'ny sitrapo daholo. Amin'izao tsy misy ankizara 75.000 FMG ohatra ny nataon'i Andry TGV satria tsy mba manana sponsor. Tokana ny tanjona, handrodana ny fanjakana nangalarina, ka hisian'ny fifidianana AVY HATRANY. Tsy mila "assise" izany satria raha nila assise dia nanaiky ny soso-kevitr'i Ravalo hoe hanao assise.
Miala daholo aloha vao manao assise.

novalian'i xxx ny 26/03/2009 10:20
2. ifiona ( 25/03/2009 09:49)
merci hery a!
fa eo @ firifiry eo marina ry zareo ao Ambohijatovo ao zao?
3. essera ( 25/03/2009 09:55)
Ok raHery. Hay ve nareo tsy manao V. Fa taiza aloha no nisy an'ilay rosia amin'ilay 75.000 Fmg e.


hi hi hiiiiiiiiiiiii
4. penguin ( 25/03/2009 10:02)
Tsy mijanona io raha tsy manjavona koa ny mpitondra sarintsariny TGVendrana. Aiza no hisy hoe ry zalahy teo amin'ny 13 Mai ihany no hanome ny governemanta izay hiasa ho an'i Madagasikara iray manontolo. Izy samy izy koa aza mbola variana miady seza ary hita fa tsy niomana ny ahazo fitondrana izany. Azerao fa ho amin'izay koa ny tena Mpiasam-panjakana.
5. xxx ( 25/03/2009 10:29)
hery:
Nitady "vahoaka" ny TGV dia hahita ny tena "Vahoaka".

Marina mihitsy 'zany. Tsy efa ny isan'ny vahoaka malagasy rehetra ve zany 10000 zany e!! Firy moa ny isantsika malagasy marina fa tsy dia tadidiko tsara intsony?? :)
6. toki81 ( 25/03/2009 10:34)
vous avez 24 mois pour protester vas y :-D
7. Oay ( 25/03/2009 10:43)
Tena sahirana mihintsy ny génération TGV klé, fa ahoana ary???
_Lasan'i lery ny fitondrana lery anefa Lucky Luke é! vendrana é!
_Tany ampianarana indray lasan'i lery daholo ny si lery anefa dondrona é, tsy manana bacc é! tsy nivarotra ronono t@ bisikleta é!(io hoe lasan'i lery io ny si d nisy si izay toa hoe nanoratra ho an'ny ONU mihintsy d io si io no namorona poety izay d izany no tantarainy ao an!) marina ve ilay hoe ny gasy be fialonana d sao misy tezitra eo indray fa fanontaniana ny an'i Oay an hihihi... Tsiky dia Ampy ho an'ny Malagasy Mifandray V (peace and love) V de la victoire é!
8. hery ( 25/03/2009 10:50)
:-)

Tsy maintsy hiverina eo ihany ny miaramila rehefa lany ny vola omena azy e... :-)
9. yuka ( 25/03/2009 10:52)
Zay tsy mila TGV sy ny forongony!
Fozaorana miala :D
10. karavasy ( 25/03/2009 10:55)
Miaramila Gasy miandany amin'ny mpanao politika fa tsy mandray ny fitondrana amin'ny fahasarotana. Ny jeneraly aza tsinontsinona ho an'ireto ambaniny koa inona no fampianarana azon-drizareo izany ? Olona mbola mitondra aza vonoin'ny sasany ary lasany ny fitondrana any an-kafa ity ka ny hanolotra no reharehany.
11. Noue ( 25/03/2009 11:04)
[URL=http://img259.imageshack.us/my.php?image=manifestationcontrelecon.jpg][IMG]http://img259.imageshack.us/img259/4833/manifestationcontrelecon.jpg[/IMG][/URL]
12. Noue ( 25/03/2009 11:04)
[URL=http://img147.imageshack.us/my.php?image=manifestationcontreleco.jpg][IMG]http://img147.imageshack.us/img147/6677/manifestationcontreleco.jpg[/IMG][/URL]
13. Noue ( 25/03/2009 11:07)
[URL=http://img259.imageshack.us/my.php?image=manifestationcontreleco.jpg][IMG]http://img259.imageshack.us/img259/6677/manifestationcontreleco.jpg[/IMG][/URL]

assise aa assise ! tsy mila assise zany fa teo nitaky ny hanaovana assise tsy nanaiky dia zao may ny V fa ahazao sanction avy @ firenena rehetra vao oe assise aa assise !! MIALA dia zay fotsiny eee !!
14. Andribe ( 25/03/2009 12:02)
aiza zao no misy volabe etsy ambohijatovo sa etsy ambohitsirohatra =)) =)) =)) =)) =)) =))
15. Oay ( 25/03/2009 12:14)
Noue a!Mafy ny very fihinanana fa isakin'ny maraina tsy maintsy manao litanies mangataka ny hitombon'ny kila an!
D hitako indray izao fa efa velombelombolo i Noue a!
Mahereza é! Fa ny mpanongana mbola hovoahongana sa diso za hihihi...
16. fijo ( 25/03/2009 23:16)
tsy diso enao ,fa io fa efa voaramina sahady ilay voalazanao ko.
17. xxx ( 26/03/2009 10:20)
Rahery a! io Noue fa manao copie coller sary bedebe ndray o! esory ny ps ny
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2331