Jereo koa itony, tsarao amin'izao e.

1. nancy ( 24/03/2009 22:29)
Izao ve no mba olona azo anankinana ny filaminam-bahoaka???

http://www.youtube.com/watch?v=WrgjZN3lrxk
novalian'i fijo ny 25/03/2009 23:08
2. ifiona ( 24/03/2009 22:37)
f'hita!

ity koa misy! http://www.dailymotion.com/video/x8risy_trahison-des-militaire-malgache_news

baikoana toy ny alika vao mahay mipetraka ( couché!) sady ny firesany moa toy ny firesaka @ alika rahateo
3. fijo ( 25/03/2009 00:17)
raha ireny fihetsika ireny ve,no milaza avy eo fa tsy nisy fanerena natao ny jeneraly sy ilay pasitera,dia iza no mbola hafaka hino izany????
4. ainaheri ( 25/03/2009 05:59)
Nisy namoaka vidaka zany fa tsy haiko na ilay rano marina na ilay voalaza no nosotroin'ilay pasitera ee jereo eto
5. ni81 ( 25/03/2009 06:15)
Nisy namoaka vidaka zany fa tsy haiko na ilay rano marina na ilay voalaza no nosotroin'ilay pasitera ee jereo eto
:)
6. fijo ( 25/03/2009 23:08)
hihihi tena le izy io e
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0677