ARIAKO ny nationalité Gasyko,HIBORIDANA aho raha miverna RA8

1. salopard ( 24/03/2009 21:45)
Mba kôzy e!

Aleo tsy manana, toy izay oentin'ny OSY
novalian'i xxx ny 25/03/2009 16:42
2. xxx ( 24/03/2009 21:52)
ka tsy maintsy hiverina izy é! avereno i dada fa mbola betsaka ny adidy tsy vita, mbola misy 2 taona!
3. fijo ( 24/03/2009 22:15)
toa mbola mitohy kay ny lalao ko.hummmm
4. pitchou ( 24/03/2009 23:23)
milaza mialoha i salopard rehefa hiboridana fa hitapina maso zahay e
5. fijo ( 25/03/2009 00:19)
an an jereo ihany fa kilalao ko
6. tafondro ( 25/03/2009 01:05)
Izany an !!kôzy ?? :/ :roll: =D>
7. nancy ( 25/03/2009 02:59)
Fa maninona no eto fotsiny no manao basivava fa raha tena sahy ianao dia omeo ny identite-nao ahitan'ny rehetra fa hiboridana tokoa enao e.
8. rixes ( 25/03/2009 05:15)
ka i ra8 anie mbola hiverina haka ireny tandroka osy sy izay zavatra adinony any @ ireny doany ireny e! =))
9. xxx ( 25/03/2009 16:42)
salopard:

Mba kôzy e!

Aleo tsy manana, toy izay oentin'ny OSY


Ny vava no tsy atao be dia ny hamerenana azy an
Azonao alàna tsikelikely aza dieny izao
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0639