AZA MATORY2 RY CAPSAT FA HO AVY ANE ONY NY SWAZ SY RA8 E

1. andrywui ( 24/03/2009 14:42)
defa andrasondraso tsara ry zalahy CAPSAT fa mitady mbola ho avy hiditra eto ndray ony le fahavalompirenena iny ka hoe hitondra Swaziland hanapotika an'i Madagascar tanteraka mihitsy zany !! ka mihomana ry CAPSAT bobaka fa tsy maintsy atao goaka v aby zany Swaziland zany vo mikandrakandrana tsy mahita aleha , tsy mahalala aleha akory anef hiditra eto zany !! de ento eny a 13 mei ry CAPSAT rehefa tratra ho jerena ny endriny a !! sady ampihinanina fozaorana manta hijerena azy !! ha ha ha!!

=D> =D> =D> =D>
novalian'i xxx ny 24/03/2009 18:38
2. xxx ( 24/03/2009 14:55)
ho hita eo e
3. Samoana ( 24/03/2009 15:20)
(aza matahotra fa tsy miverina intsony Ra8 fa efa voasolon'ireo gadra afaka mamba seza ireo)
Voatery hanangom-bola indray izany izao ny prezidàn'ny TCV (Tafika Capsat Voavidy) fa toa maromaro ihany ny vava homana miala any :-D
4. andrywui ( 24/03/2009 15:46)
Fa izao ry reto a!! mapalaelo kely ndray izao no mahita ny TIM rovitra pataloha kely mihogahoga eo am 13mei eo izao sady mitomany no tezitra
5. KALACK ( 24/03/2009 16:11)
Na inona aloha na inona no hataon'i Ravalo dia tsy mahla ny tgv eo intsony izy satria marina ny tenindry zalahy fa ny Fitondrana teo ampelatanany sy azy 100% aza tsy voafehiny ny nitazona azy
6. niny ( 24/03/2009 16:31)
Aza matahotra e!Te hanoa aminy eo !Izahay koa izao hanampy an'izany Commado R8 izany ,ireo miaramila rainy tetatka ireo,Tsaroko tsara t@ raharaha Kung fu teny Ambatomainty entina dahola na tank na FM,lance roquette sns nefa de rsaka sambatre sy taiji ny an'ireo mpanao kunge fu
Reha tsy hetsika ny miaramila gasy vendrana sady mpamadika tanindrazana de aleo hanaovany olona azy!Ok kely sisa e!Ry Prezida Foza Orana o!
7. xxx ( 24/03/2009 18:38)
niny : hay tsika mitovy fihevitra ihany, lavitry ny poakaty ohatrandry tgviste isany. Mba jereo ange le lohateny io ambony io e, matsikaiky be fa maivandooooo be le mpamorona. Raha ny gel @ volo de voalohany toy ny sefony ihany fa raha ny fitiavatanindrazana de gidany hoy ny any @ garabola zay
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0848