Halatra taolana
1. lasa
(
23/03/2009 17:05)
Tsy dia ela loatra zay de nalaza tokoa ny fangalarana taolapaty teto Madagasikara.Lasa ihany ny saina hoe atao inona ary le taolana ary tsy mety ve raha taolan'omby?Sao mba misy mahalala.Misaotra mialoha.
novalian'i lasa ny 25/03/2009 09:10
2. diamondra27
(
23/03/2009 17:07)
atao fanafody e
ilain'ny le olona mpnao robe orange ireny le izy , zay no nandrenesako an'io
le moine ireny e!
ilain'ny le olona mpnao robe orange ireny le izy , zay no nandrenesako an'io
le moine ireny e!
3. lasa
(
23/03/2009 17:19)
misaotra anao,zany tokoa angamba fa nisy nilaza mantsy hoe hanaovana fanaka hono ka tena lafo vidy be de tsy nino aho
5. lasa
(
24/03/2009 12:50)
Taolana no anaovana ranomena,kanefa zay vidina ranomena mora be iny vede hidirana risika hamakiana fasana? Le anaovana fanafody nolazainao teo ambony io angamba no manakaiky ny marina.
6. Mirananirina
(
24/03/2009 13:36)
Inona indray izany ranomena izany e?Ataony inona marina ary.Sao alika ary ny misikotra izany sa tena fasana mihidy dia misy mamaky?
7. lasa
(
25/03/2009 09:10)
Ny ranomena de fanafody namboaritsika Malagasy ihany natao evoka raha marary marary andoha...sns betsaka ny fitsaboana azo natao t@ io,ary vita t@ taolana.Tsy alika velively no manao an'io fa tena halatra tokoa ary olombelona no manao azy satria efa tranga maro no nisy fa tsy vao indray mandeha.