Mahamasina
1. bazylou
(
21/03/2009 09:47)
feno be eny mahamasina, efa nahavita serment i tgv, ny hcc efa nahavita ny kabariny!!!! mitohy ny lanonana.
ny eny analakely manao ny greviny, ny tim tsy nahovoka akory teny amin'ny ccac.
a suivre.............. :-D :-D

novalian'i xxx ny 21/03/2009 11:17
2. bazylou
(
21/03/2009 09:54)
vavolom belona iray ,,
"Tena mampalahelo ny sary hivoaka rahariva @ télé satria dia zara raha misy 1000 ny olona manohana ny hetsika ataon'ny TIM etsy Ambohijatovo.
Ary ny tena mahalatsaka dia ny mijery ireo curieux Tim mandalo nijery teo Andohalo miaraka @ 4x4 sy fiara raitra isan-karazany.feno tanteraka Mahamasina hatramin'ny Terrain fanaovana baolina.Diso hevitra izay mieritreritra fa montage.
kepoka avokoa izay nandalo,ny sasany izany tsy nahavita naka parking mihintsy nony fahamaizana,avy eo lasa nirifatra ohatra ny adala vao nahita hoe feno hipoka i Mahamasina.
Nijanona 30 mn aho teo andohalo,avy eo nidina teny Ambohijatovo ary nanatena hoe tapaka ny lalana ao,idrisy nefa mibanaka be mihintsy ny miakatra an'Ambohijatovo.
Izay vao tena niakatra ny soratra ry zalah ah! ""
:-P

4. ralevazou
(
21/03/2009 10:15)
snif snif snif! :( marivo salosana! fa firy isanjaton'ny olona eto dago no antonona ao mahamasina??? d azo antoka v fa mankasitraka io fanjakana jiolahimboto io ny firy isanjaton'ireo olona tafiditra ao? mbola hitsara ny tantara ka enga anie mba tsy hanenjika ny eritreritra! Amikaly d fera play ê!
5. Noue
(
21/03/2009 10:21)
ralevazou:zay indrindra manko ee ! ny jiolahimboto rehetra ve ny entiny eny dia oe vahoaka aaa vahoaka tsss !!!
snif snif snif! :( marivo salosana! fa firy isanjaton'ny olona eto dago no antonona ao mahamasina??? d azo antoka v fa mankasitraka io fanjakana jiolahimboto io ny firy isanjaton'ireo olona tafiditra ao? mbola hitsara ny tantara ka enga anie mba tsy hanenjika ny eritreritra! Amikaly d fera play ê!
7. tovolahy007
(
21/03/2009 10:35)
Asio sira asio sira mba ho masimasina ra Bazilo a. hahahaha. Sady lery iny zay manao matsatsotsatso koa aa. Maninona tsy lazaina mitsy hoe feno hipoka i Tana fa maninona no lazaina fotsiny hoe Mahamasina e. Iza avy ny Diplomaty tonga tany hony???
8. Mirananirina
(
21/03/2009 10:51)
Ka be ny hijery izany filoha vaovao izany,no sady hijery mpihira koa e!Mody any antrano avy eo 0 daholo.Ny vola lasandry zalahy daholo.
9. xxx
(
21/03/2009 11:17)
ka na feno na tsy feno , ny olana aloha zao dia ity izy hifiran`ny firenena rehetra fa tena Governemanta fozaorana ! Na i Sarkozy aza mba mody nanatsafa hoe " Coup d`Etat" nefa i leiry ihany no ni-financer izany fa tsy iza . Dia mbola nampiany koa hoe " aza vonoina Ra8 , fa tsarao fotsiny raha ilaina ! " Eo tsika maita izy e !!