INVESTITURE NY VAHOAKA TENA IZY ENY AMBOHIJATOVO / CCAC
1. xxx
(
21/03/2009 08:31)
TONGAVA DAHOLO ETO AMBOHIJATOVO NA CCAC
AVEC UNION AFRICAINE - UNION EUROPEENE - AMERICAINE - AUTRES PAYS
SENATS ET PARLEMENTS
VAHOAKA TENA IZY

novalian'i Noue ny 21/03/2009 08:59
2. Oay
(
21/03/2009 08:42)
Ny manantena tsy misy no sarotra fa ny mamaoy mora foana!
Za aloha tena tsy mahatoky hoe mbola hanosika ny TIM hanakorontana indray ny fianakaviambe iraisampirenena é! satria nahoana:
>>>Matoa tanteraka iny fanonganampanjakana iny d ny fianakaviambe iraisampirenena no nanosika sy nanampy t@ izy iny.
>>>Ny mahamaika ny fianakaviambe iraisampirenena d ny hampanjaka ny filaminana eto Madagasikara. Noho izany:
_Nodidiany i Marc Ravalomanana hametrapialana eny fa na d efa nivonona ny hamoy ny ainy aza i Marc Ravalomanana, jereo anie é! Nampanantena i Marc Ravalomanana fa hanome vaovao an'ireo olona tonga niaro azy tetsy Iavoloha kanefa d tsy azony natao izany satria lasa tsy nanao veloma izy satria nobaikon'ny be kintana hoe tsy mila anao miresaka intsony izahay.

3. xxx
(
21/03/2009 08:49)
ILAINA LE MANIF FA MAL ORGANISE BE DIA HO KIVY NY OLONA AVY EO SADY LE POMBA NY TIM KOA MORA HANDAISANY TSAHO SADY KANOSA MINO FOTSINY IHANY EO E
4. xl
(
21/03/2009 08:50)
TONGA RANGAHA DIA HANAOVY COUP D ETAT KOA IREO COMMUNAUTE EUROPEEN IREO A
CAPSAT O : AMBANO BASY I OBAMA SY SARKOZY SY UE SY UA SY IZAO TONTOLO IZAO
FA NAREO BE SANDRY SY BASY BE, TONGA DIA LASA PRESIDENT DU MONDE I TGV

5. Noue
(
21/03/2009 08:59)
xxx:dia inona koa ny manaraka? sa tonga tao daholo ireo voatonona ireo fa niafina tao anaty XXX oatranao eee ??? aiza re zany ee !