iza no mahazo vahana am zao
1. diamondra27
(
20/03/2009 14:39)
fandehanan'i Ra8 izao?
Voalaza fa hifampiraharaha amin'ny Lyban ny gasy.
Mahazo aina tsara izany izao le resaka mpiasa an-trano any Lyban fa tsy atao esclavage moderne intsony
Faharoa an'zany : hahazo aina ny silamo any dago fa ny FJKM efa tsy lasa intsony.
Mety hangataka terrain ndray ny Lybianina hoe omeo tany hanorenana moske rehefa tsy tian'ny gasy ihany ny secte : FPVM moa le izy?
Aza dia variana loatra amin'ny resaka hoe coup d'etat sa tsia ty fitondrana ty fa tonde alefaso lalindalina ny fiaraha-miasa sy mety inona ny ambadiky ny fifandraisan'ny gasy am lYbiana
Nisy resaka zay hitako teto am net , asa na sangisangy zary tenany ilay izy fa forum , , toa tany am wanadoo no nisy azy nilaza hoe: tamin'ireny fanenjehana an'i Ben Laden ireny dia nialokaloka taty dago lery hono , dia ahoana koa ilay cousin sa frèren'i Ben Laden le maty taty dago iny?
Sao lahy dia voafatotry ny vazansy eto isika mianakavy ka ho losza noho ny firaharahiana am daewoo ny fiaraha-miasa am lybianina?
Tsetratsetra tsy aritra ihany anefa izany ka mba mila ny hevitrareo namana mba hizara ny sentimakareo

novalian'i xxx ny 20/03/2009 21:02
2. diamondra27
(
20/03/2009 14:42)
ny tiako hiaviana zany de hoe rehefa tsy tian'ny gasy ny fanjanahatany frantsay
ny firaharahiana am amerikana sy sinoa
de mba hotsapatsapaina indray hoe: hanao ahoana aza ny fifanarahana hiaraka amin'ireto arabo?
dia lasa hianatra teny arabo indray zany zao ny zanaka malagasy atsy ho atsy

3. andrywui
(
20/03/2009 16:38)
Diamondra a! ny Fiarahana amin'ny miasa amin'ny Frantsay aloh zao no efa sur fa masaka be !! satria na ny fitrandrahana ny Petrol aza de efa France zao no handimby anireo sinoa sy amerikana !! tsy afa miala amin'ny mpanjanataniny zany ny tany nozanahany fa efa fifanarahana iraisampirenea io !! de France iany zany no mahazo ny laka eto aloha fa zany Lyban , amerikan ,allemand , sinoa sns ... zany ambin resaka sy ambon'asa tsy lany sisa azony hatao eto!! ary mbola miera sy mifanaraka amin'ny Mpanjanaka koa aza vao mijabajaba eto !
4. Mirananirina
(
20/03/2009 17:45)
Dia iny indray isika fa hiteny arabo e.Inona no olana?????????Samy olombelona ihany.Efa tsy mahay teny sinoa sy karana ihany tsinona.
5. ndenn
(
20/03/2009 18:25)
Tsy azo atao izany ,olona faran' izay be fo ny libanais ,ary tadidio koa fa efa misy betsaka ny libanais Apatrides ,izany hoe ,tsy manana zo hipetraka any liban intsony satria na chiite nivarotra ny taniny t@ ireo sunite , na koa nivarotra ny fananany t@ ireo druz ,na t@ israelien ....
Tsy misy olona fangoloka ohatry ny libanais ,sady mpamono olona ambadika ry zareo rehefa manao bizna @ olona hafa firenena aminy .
Tsy misy olona fangoloka ohatry ny libanais ,sady mpamono olona ambadika ry zareo rehefa manao bizna @ olona hafa firenena aminy .
6. noufe
(
20/03/2009 20:26)
Za aloha de manao kala zanine aty liban . Ka raha fiaraha-miasa@ libane dia tsy mampazoto ana satria tena hitako fa mpanambaka be ry zareo sady henjana be raha hi profite . Fa raha anao fifanarahana ho fanatsarana ny asanay mba tsy ho escage be intsony izahay ia tsy maninona .
7. xxx
(
20/03/2009 21:02)
ary reto gasy retokoa mba miseho manakambo nefa firenena mahantra tsss ny sinoa ny arabo mbola manana noho nareo fa aza matikambo eo ataovy any ambody ny hambo rehefa tsy manana. zazakely io aza tsy voafehinareo ko miseo azy ho rasiste @ arabo sy ny sinoa. aza adino fa ny gasy afrikana ary na aiza ianao na aiza rehefa afrikana de afrikana les europeens ou les americains blancs même les asiatique jaune vous disent des noirs même nègre mihintsy aza. Matikambo amin ny tsy misy dikany nefa tsy mahavita tena. mampalahelo le toetsaina gasy tsy te hivelatra fa mihidy foana raciste nefa tsy mankaiza akory Gasy samy gasy aza dia efa raciste sao ianao mihevitra ny tenanao ho vazaha ka hivarotra saka be loha @ jean laborde