Vaovao Pasteur Lala Rasendrahasina

1. RATOVOARY ( 20/03/2009 08:36)
Sendra hitako dia zaraiko eto aloha
Naharay sms avy amin’i Pastora Lala Rasendrahasina ny mpamaky anankiray :

« Kapoka sy vono, ompa no natao tamiko, ary norahonana ihinana ny malotoko aho, na dia tsy tanteraka aza izany. Tsy hanao polemika aho fa Andriamanitra no nahita ».

Rasendrahasina

Source : http://www.madagascar-tribune.com/Vaovao-farany,11462.html
2. xxx ( 20/03/2009 08:46)
DISO BE LE FANDIKA TENY GASY,NY PASITERA INDRAY TSY MBA MITENY RATSY IZANY NEFA MAZAVA NY TENINY HOY MANTSY IZY .NATAON'NY CAPSAT NIHINANEMANIKO MIHITSY AHO,NEFA LE SENS HAFA LE IZY HIHIH MBOLA ATAONY MIHINTAINY MIHITSY RAHA MBOLA MITOHY IZAO KOZY E
3. xxx ( 20/03/2009 08:52)
DISO BE LE FANDIKA TENY GASY,NY PASITERA INDRAY TSY MBA MITENY RATSY IZANY NEFA MAZAVA NY TENINY HOY MANTSY IZY .NATAON'NY CAPSAT NIHINANEMANIKO MIHITSY AHO,NEFA LE SENS HAFA LE IZY HIHIH MBOLA ATAONY MIHINTAINY MIHITSY RAHA MBOLA MITOHY IZAO KOZY E
4. ngoiha ( 20/03/2009 09:50)
Mbola ho avy ny ANJARAN'LAH DIA TADIDIO FA TSY I PASTERA NO HAMALY FA ANDRIAMANITRA MAZAVA VE RY LE V TY A
5. xxx ( 20/03/2009 10:10)
efa io vavaka masirasira io ihany no nahavoa anareo pro tim ireto,ento ambavaka ihany e,fa izahay izao hanao fety eb eny mahamasina hihihihi,dia somary mikapoka baiboly kely i tgv avy tonga dia horakoraka foza orana be ,manakoako eran'ny gasikara =)) =)) =))
6. xxx ( 20/03/2009 11:11)
Ka inn ihany no tena marina e ? iza no mandainga ? sa tsy mahay mandika teny hoe matin'ny lako sy sy daka d nihinan'ny anamaniny ... :lol:
7. ratavao ( 20/03/2009 11:25)
Ka kapohy ary ho hitantsika e! io tananao nanoratra fa hikapoka baiboly no ho voa fa tsy ny tgv mihitsy. Raha mikasika an'i Pastur Lala indray, Andriamanitra irery ihany no mahalala ny hamaliana an'izany, dia toy izany koa ireo vahoka nampijalina sy novonoina teny an-dalambe sy ireo maty notifirina teny Ambohitsirohitra sy maro samihafa maty rehetra tany amin'ny faritany. Dia toy izany koa i Pasteur Lala Rasendrahasina miandry ny valiny avy amin'Andriamanitra fa izy irery ihany no mahalala hoe rariny na tsy rariny.
8. modeste ( 20/03/2009 12:07)
VOALOHANY ALOHA ZA TSY F.J.K.M RY RETO A ! KANEFA NA DIA IZANY AZA DIA MANAMELOKA IZAY REHETRA MANAO HERISETRA ETO @ TANY SY NY FIRENENA . ARY TSAROVY FA ISIKA MALAGASY DIA MALAZA HO KRISTIANINA , KOA NA IZA 2 MANAO TSY METY ETO DIA TSY HO AFA- BELA . IZAY HAFAFIN' NY OLONA IHANY MANTSY NO HOJINJAINY! ,TSAROVY KOA NEFA FA EFA TANTERAKA ANKEHITRINY NY VOALAZAN' NY BAIBOLY, IZANY HOE : EFA HATOMOTRA NY ANDRO FARANY.
KOA TSY MISY AZO HATAO AFATSY NY MIBEBAKA ARY HATAO BATISA @ ANARAN,I
JESOSY KRISTY AVY EO MANDRAY NY FANOMEZANA DIA NY FANAHIMASINA OK !
TSINJOVY NY FIAINANAO ANY ANDANITRA FA NY ETO EFA TSY MISY AZO HATENAINA INTSONY. KOA MAHEREZA MIVAVAKA FA AZA VARIANA @ ADY ANTRANO INTSONY E! DIA AZA KIVY FA MBOLA MANANA FANANTENANA LEHIBE ISIKA DIA ILAY JEROSALEMA VAOVAO .

9. xxx ( 20/03/2009 12:22)
Ary aôna ary no mba ataonle Andry TGV momban Pasteur Lala RASENDRAHASINA e?
10. Rafahafahana ( 20/03/2009 12:43)
Betsaka ihany koa anie ireo pastera nataon'io pastera Lala Rasendrahasina io nahita faisana é, ny tody tsy misy fa ny atao no miverina.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0696