Incroyable : fin contrat 18 mars ny pacte Ra8 et chiffre 7

1. essera ( 20/03/2009 08:07)
Tsy mampino ahy ity fa document efa azoko 2 volana lasa izay dia indro fa tena nitombina ilay izy.

Tsy minomino foana aho fa mahalasa saina ihany :

1/ Raha sendra nanopy maso tamin'ilay sarina diplôma aho dia nahita fa tamin'ny 18 mars 1989 no voalaza tao fananao fifanarahana tamin'ilay fikambanana Ra8 ary dia iny 18 mars 2008 io dia tapitra ny fifanarahany. Met efa maro amintsika angamba no nahita an'ilay pacte satanique nasehon'i Andriamanjato Richard iny. Fa dia tena marina ry reto a. Raha misy mangataka an'ilay diplôme dia omeko manokana.

2/ Ary ny faharoa dia ity resaka hoe chiffre 7 ity : mba jereo ihany ange ity takelaka iray ity fa izaho aloha tsy te hinohino foana nefa mba lasa saina ihany koa :

http://www.madagascar-tribune.com/Trahi-par-le-chiffre-sept-7,11440.html
novalian'i xxx ny 20/03/2009 12:27
2. xxx ( 20/03/2009 08:16)
rehefa tsy tiana marina ilay olona de hita foana ny hanaratsiana an'azy a! de io pitika zavatra rehetra io de lazaina fa izao e! izao! n'importe quoi, pppppppffffffffffffffffffffff
3. essera ( 20/03/2009 08:19)
Tsy n'importe quoi ry (xxx miafina) fa zah aza ange mba gaga e. Tsy nofanahiniako io fa ny tantara efa nisy.
Ary mba misehoa moa endrika e.
4. xxx ( 20/03/2009 08:26)
ENY E! de lazao daholo izay concidence hitanao @ zao vaninandro miseho izao, de rangito ny vahoaka de blablablablablablablabla blablablabla, pppppppppppppfffffffffffffffffffffffffffffffffff!
5. xxx ( 20/03/2009 08:32)
Ary mba fantatrao ve ry Essera hoe iza daholo ireo gadra politika hahazo AMNISTIE @ i Andry Rajoelina ireo?
Satria ve i Andry Rajoelina Andriamanitra de afaka hanameloka an'i Ra8 ho mpamono olona, ary hanadio an'i RATSIRAKA ho tsy mpamono olona.
NY ALIKA NO MIVERINA AMIN'NY ALOHANY.
6. rasobakobako ( 20/03/2009 08:42)
Raha ny hita ety ivelany dia maro no milaza fa mpanompo sampy RA-8
- cravate rouge : amiko io dia cravate anaovan'ny olona ambony fa tsy sampy
- osy fotsy : tsy haiko aloha na tena misy
- chiffre 7 : iaraha-mahita , tsy haiko koa na sampy
- tsy mamoaka vola talata : tsy haiko izay fahamarinany fa ny mpiasan'ny tiko sy magro angamba manamarina an'izany.
- ody gasy tao Ambohitsorohitra : azo atao tsara ny mametraka ireny ao mialoha dia hanaovana cinéma rehefa avy eo (samy nahita isika fa nisy miaramila niditra tao ny alina mialoha). Raha tena odiny marina mantsy, dia tsy najanony tao fa nentiny satria iny no tompoiny, ny fanontanina mipetraka dia izao . iza no nahita ireny ody ireny tao ? Mpiandry ve sa olona tsotra? raha ny Mpiandry dia mino aho, satria rare raha olona tsotra manana fanomezam-pahasoavana mi-detecter ody anaty beton izany, ny ody koa tsy mipetrapetraka fotsiny eny fa amin'ny toerana miafina, Raha Mpiandry koa ? niditra mialoha tao ve izany ry zareo nanao Asa fanalana devoly, anjaratsika no mieritreritra.

ny hevitro manokana dia izao :
mety nisy tokoa ny fanompoany sampy, fa tsy ody gasy fa sampy moderne satria na ny finoana ny chiffre 7 aza dia sampy (izay tsy avy amin'i Jesoa Kristy dia sampy) fa raha iny fifonany izay heverin'ny sasany fa tara loatra iny, tsy tara ireny amin'Andriamanitra. Mety tena marina ilay chiffre 7 hoe namadika azy satria efa nivadika nifona tamin'Andriamanitra izy dia normal izany ko ! tezitra ny devoly dia nanafay azy.
Mino aho aloha fa niverina tamin'Andriamanitra izy e! hoy ny soratra masina hoe "raha ny oloko izay nantsoina tamin'ny anarako ho avy hanetry tena ka hivavaka sy hitady ny tavako ary hiala amin'ny ratsy fanaony, dia hihaino any an-danitra Aho ka hamela ny helony ary hanasitrana ny taniny". IITANTARA 7
7. naughtyboy ( 20/03/2009 09:14)
fifandrifian-javatra be tokoa ihany ve ny isa 7 @ le8 raha
-7 taona ihany no nitondrany dia niala
-77 andro @ 2009 no nialany
-17 déc 2008 no nanidiany ny VIVA
-7 fév 2009 no nanomezany alala hitifirana teny Ambotsirohitra
-17 mars izy no nametra-pialàna
Raha izay tokoa dia toa maro ihany izy izany satria na ny fiara sy marika sasany rehetra ananany dia tsy maintsy misy isa 7 daholo...
8. xxx ( 20/03/2009 12:27)
maninona koa rah lazaina hoe amin'ny 7 juillet izao izy no ho faty
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0413