RAJOELINA KADHAFI
1. BlackGasy
(
19/03/2009 13:49)
miharihary ny maha mpanongam-panjakana azy fampiasana hery setra fakana an-keriny fitondrana sns eh..
zao ndray hoe efa niresaka tamin'ny Khadafi izay filoha nanao coup d'état ihany koa
tafaraka izany ny samy....MIOMANA RY MPANARAKA AZY FA HAHITA NY FAHORIANAREO AVY AMINY IANAREO dia izay be vinany eo minan...ohatra ny nanaovana an'i Pasitera.
:{ :{ :{ :{ :twisted:
2. tsiafoi1
(
19/03/2009 13:59)
Ka vita iny ny sarinady 1er round, miditra @'ny 2è round indray zao. 91bis le film ry zareo. Mbola ho lava ny lalao fa tsy maintsy ho valaka ihany ny mpitazana.
3. xxx
(
19/03/2009 14:59)
I ravalo aza niresaka tamin'ny BUSH mihitsy.
4. fijo
(
19/03/2009 21:48)
isik amijery lavitra ihany sao voan'ny pitika pipi eo ko
©
Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 -
2025 - page load 0.0597