bonjour le degat

1. diana ( 18/03/2009 18:56)
Effectivement la course au pouvoir commence. Pierrot Rajaonarivelo rentrera bientôt et il a déjà annoncé à Reuters que ce qui s’était passé était un coup d’Etat. Et il fait partie des personnes qui ont soutenu Rajoelina mais il n’est pas d’accord avec ce gouvernement insurrectionnel car celui-ci n’a pas respecté le deal convenu entre les deux parties. D’un autre côté, j’ignore si c’est par vengeance ou quoi mais une deuxième personne entre en matière en la personne de Norbert Lala Ratsirahonana et je me demande s’il vient de son plein gré et par amour pour Rajoelina ou si s’est pour prendre sa revanche après tant de service rendu : accession à la mairie de Ravalomanana, exonération de taxes de Tiko, présidence de la République…Et finalement Jean Lahiniriko qui, je note, n’est pas un acteur tacite dans le sens où il a déjà signé un accord avec un pays musulman et pétrolier pour l’exploitation du pétrole et la mise place de quelques milliers de mosquée. Et la population, se sentant mal et voir leur élu ou responsables régionaux destitués ont manifesté leur désaccord avec TGV : grève générale à Majunga, protestation de l’acte de destitution des 3 nouveaux chefs de région récemment installés. Donc TGV ou pas TGV, la situation va être un peu plus chaude qu’il ne l’a prévu. Du moins, une chose est sûr : « je suis ému a-t-il dit Ok mais cette émotion est par rapport à quoi et gérer un pays se fait-il avec un saut d’humeur ? Ravalomanana Out ok mais Antananarivo oubliera vite la victoire à ce rythme et Madagascar par la suite.

novalian'i tafondro ny 18/03/2009 22:40
2. xxx ( 18/03/2009 19:02)
hoavy ny deba sy ry mon ami pierrot,aleo 24mois i tgv no eo dia ho leo tantraka ny olona dia hiverina an'i ra8 ,ry ratsiraka sy ny tariny tsy tafa eo izany ireny na dia hiverina aza
3. tafondro ( 18/03/2009 19:26)
Aleo amin'izay ary izahay mba hiteny ny zavatra tadiavinay ho an' ny tanindrazana :
_ Tsy mila mosqués amanarivony
_Tsy mila an- dRatsiraka sy ny firongony
_Tsy mila an' i pierrot rajaonarivelo
_Tsy mila an' i monja roindefo
_Tsy mila an' i ratsirahonana
_Tsy mila an' i Zafy albert
_Tsy mila an' iTGV
_Tsy mila an- dra8
_Tsy mila amerikana
_Tsy mila koreana
_Tsy mila frantsay
_Tsy mila japs
_Tsy mila vahiny mandra-pilamina ny toe-draharaha ao M/car
_Tsy mila investisseurs silamo na occidentaux na americain na asiatique na afrikana
_ Tsy mila an 'i sylla
_Tsy mila an' iza n'iza rehefa olona nilomano tao @ politika hatramin' ny 1960
_Mila ny malagasy handray ny andraikiny tsi 11 na dia tsy hisy filoha aza .Dia atao fitondrana faobe toy ny t@ andron' ny fahampanjaka .
4. xxx ( 18/03/2009 19:39)
Tsy mila tafondro
5. andrywui ( 18/03/2009 19:42)
De samy hanao ze danin'ny kibony zany sy hanao fanjakan'ny Baroa ka ze be sandry no Fanjakana ??? de afaka mitifitra ze tiany ho vonoina ny olona rehetra ??? de afaka maka ze zavatr'olona tiany ho alaina ???

-----IZAO FOTSINY E MILA LOHANY NY MASININA ARY MILA CONDUCTEUR MITONDRA AZY FA RA TSY ZANY TS MIRIFATRA
6. tafondro ( 18/03/2009 19:42)
xxx:

Tsy mila tafondro

ekena !efa manana ny ampy aho fa tsy mila an'iza n'iza!

7. xxx ( 18/03/2009 19:48)
Hoy tafondro
Dia atao fitondrana faobe toy ny t@ andron' ny fahampanjaka .


Marina izany baina a! aleo mintsy itadiavana piesy dorizina i Andrianapoinimeriana dia velomina indray sady kitevana milay be. Atao esapma devil le mitatata be heno atrany Diego reny mintsy. Soloina double carbiratera amzay hainga-pandeha.
De mbola itadiavana piesy dorizina koa i Jean Laborde de velomina konkou de atao mpanamboatra tafondro de amidy any Iraq sy Iran.
8. tafondro ( 18/03/2009 20:06)
Amin'azy daholo zany rehefa vita malagasy !!!
9. xxx ( 18/03/2009 20:10)
Ry Radama sy Ranavalona azo soloina zanty alu avy any Ambatolampy dia ampiakarina sehatra indray???
10. tafondro ( 18/03/2009 20:13)
Hatsangana ny maty rehetra ! ouzy ny masina! pproouttt!
11. tafondro ( 18/03/2009 20:44)
Izay no izy ra sitlo a! Tsy misy fika akoatr' izay !
12. fijo ( 18/03/2009 22:17)
io fa manomboka ny korontan aary.hummm manahy aho marina
13. kotobekibo ( 18/03/2009 22:23)
tafondro > misy @ ireo voalazan'élah ireo no tsy ilaina fa tsy izy retra kosa klé ,

tafondro:
Dia atao fitondrana faobe toy ny t@ andron' ny fahampanjaka .


fahapanjaka = misy mpanjaka :arrow: misy mitantana ihany izany ary izay revi-na mpanjaka izay no nataon-dra8 teo anie e! lery no mpanjaka !
Na d izany aza tokony hiandry kely ny fitantanana ataon'i tgv fa tsy tonga d izao manery b ny rasil izao sahady .
Tetezamita io = ny rasil no tokony hitondra aloha .
14. fijo ( 18/03/2009 22:25)
aleo hilamina kle
15. tafondro ( 18/03/2009 22:40)
Efa miaritra ny mafy indrindra eto an-tany ny ankabeazan' ny malagasy dia mbola mivavabavaka @ tsy antony ,miandry mana tsy hilatsaka avy any an-danitra na oviana na oviana .Tairo @ izay ary ny fika ry akamako ô !!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0527