hidina ny fidimpiainana tsy ho ela ici 2mois
1. xxx
(
18/03/2009 18:29)
araka ny fampanantenana natao teny @ 13mai dia hidina vidi mbary sy ny menaka ary tsy ho 28euros isambolana intsony karama,fa mba hiakatra,karama fary ambany.Dia ho hita eo izany fa dia miandry izahay vahoaka sahirana si non place de democratie ambohijatovo :-D :-D :-D
novalian'i fijo ny 18/03/2009 22:30
3. xxx
(
18/03/2009 18:39)
ra wiwi niteny hoe 28euros par mois hono kely ka raha za no teo nataoko ve tsy ho nataoko 2800euros mihitsy e hhhh vola misy ny aina matanjaka hoy izy izay
4. ifiona
(
18/03/2009 18:40)
hono oa ry reto! lé HCC nanapaka androany hoe tgv prézidà ve tsy masiso be !!!! aiza koa ve hoe omaly nanka an-keriny ny fitondrana dia hoe tonga dia raikitra @ lé oui ny HCC, mety hoe ekeko raha toa ka mba naka fotoana nieritreretina 1 semaine fa eza kou hoe toundé ny ampitso! masiso ka! sa aona hozy nareo!
sa normal! sa zany ilay hoe décision extra-constitutionnel!
dia ataony décision extra-constitutionnelle daholo zany zay ho ataony manaraka! loza ty ry fireneko!
sa normal! sa zany ilay hoe décision extra-constitutionnel!
dia ataony décision extra-constitutionnelle daholo zany zay ho ataony manaraka! loza ty ry fireneko!
5. andrywui
(
18/03/2009 19:45)
Efa nifanatona antsokosoko ireo ry ifiona fa ianao no tsy nahafantatra a!! efa ela no efa vita ny sonia tompoko vavy !!!! ha ha ha ha !!!!!
azafady oooooooooo :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D
azafady oooooooooo :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D
9. fijo
(
18/03/2009 22:30)
ifiona an,rehefa misy basy eo akaikinn'y loha ,ngaha hafaka misaina ela izany.