NY ANTONY NIALAN'NY MIARAMILA TAMIN RAVALO !!!

1. andrywui ( 18/03/2009 12:08)
Tsy lanin'ny vavoninireo PROMOTION indray nihira tao ami'ny Militaire sy ny hafa ny nanimbazimban'i Ravalo ireo Manamboninahitra General sy Colonel natao toy fako tao Antanimora sy Tsiafahy !! Tsy mifanary zany mihitsy ny miramila rehefa misy mahavoa ny namany na tsy mitovy loko politika aza ! tsy ny Civile toa anRa8 no hampisaraka andry zalahy sy hamono ny maha izy azy ary hanao tsinotsinona ireo Lehibeny sy ny miramila namany indrindra ka hoe tsy namono olona ny sasany na nanao actes dangereux fa resaka politika fotsiny no nanalikana ireo Manamboninahitra miaramila !! victime aminio ny dadako ,raha misy te-ahafantatra ary hivoaka tsy ho ela izy !! ha ha ha ha ha !! tafita ee!! tafavoaka ny henjana !! tsy miraharaha ze hitondra eo aho rehefa tsy Ravalo de OK !! ha ha ha !! faly aho oaoo ry reto aa !!!!



:-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D
novalian'i Oay ny 18/03/2009 14:54
2. xxx ( 18/03/2009 12:17)
Fa tsy hoe tsy nanome saosy !!!
Ny miaramila koa efa matim-boninahitra foana e
3. Oay ( 18/03/2009 12:24)
xxx:

Fa tsy hoe tsy nanome saosy !!!
Ny miaramila koa efa matim-boninahitra foana e

Matim-boninahitra ahoan ry XXX a! ka enao rehefa mifindra kilasy ve tany ampianarana d hoe matimpisondrotana, ny voninahitra ao @ Tafika d mendrika(ça se mérite) fa tsy hoa azoazo maimaimpoana.
D arahabaina letsy ry andrywui izany raha hotafavoaka ny dadan'elah klé, hitako elah tena nitolona b teto klé!


4. xxx ( 18/03/2009 12:30)
tsy hiorohoro indray ve i bira aminizany dadanlà hivoaka izany le? de mihodina indray izany ny aferana rongony sy ny toaka gasy ao bira kou :roll: ohatriny fantapataro izany ny dadanla ra wui a, tena mety le eritreretiko mihitsy. enga anie mba tsy izy :oops:
5. Mirananirina ( 18/03/2009 12:32)
Mitovy isika izany ry Andrywui an,samy zanaka miaramila,saingy ny raiko sy izaho tsy mpanao politika toa anao sy ny rainao :lol: :lol: :lol:
tsy miraharaha ze hitondra eo aho rehefa tsy Ravalo de OK !! ha ha ha !! faly aho oaoo ry reto aa !!!!

Tsy miraharaha izay mitondra eo aho fa tsy Andry tvg fotsiny.
6. Oay ( 18/03/2009 12:41)
Mirananirina azavao kely hoe ny hevitrao d ataovy mahintsy tsara toa ny dihamiaramila, fa maninn no tsy mila TGV ianao?
7. mosabe ( 18/03/2009 12:44)
Mirananirina:

Mitovy isika izany ry Andrywui an,samy zanaka miaramila,saingy ny raiko sy izaho tsy mpanao politika toa anao sy ny rainao :lol: :lol: :lol:
tsy miraharaha ze hitondra eo aho rehefa tsy Ravalo de OK !! ha ha ha !! faly aho oaoo ry reto aa !!!!

Tsy miraharaha izay mitondra eo aho fa tsy Andry tvg fotsiny.



Aza miteny an'izany kosa e !

De Radidy ve ho tonga eo dia hanaky ianao ?

;-)

C'est dommage tout ca ....
Dia voatery miandry 24 volana ve ?
8. andrywui ( 18/03/2009 12:50)
Za anga mpanao politka fa nanaratsy ze manohana andravalo fotsiny sady nitady fikafika isankarazany hialany teo amin fandresena lahatra !!
9. Oay ( 18/03/2009 13:08)
Tsy takatrin'ny tsy niharan'ny tsindry azo lena ny zavatra toa izao ry andrwui a!
10. patrick2002 ( 18/03/2009 13:52)
betsaka ny antony nialany miaramila t@ Ravalo ,vao nanomboka nitondra Ravalo no efa ,nanetry ny toerana misy ny miaramila ,Antony tsy mamokatra hono.dia
- Tsy nomena promotion ireo miaramila maro tokony haazo an'izany satria betsaka loatra ny jeneraly ao madagasikara.
- nasaina ny ministera ny vola no mitantana ny karamana miaramila nefa hatramin'izay dia ny ministera ny fiarovana ,ka lasa niena ny karamana miaramila satria tsy mitovy ny statut ,ny an'i fonctionnaire dia resaka diplome no maha be ny karama io ilay hoe categorie sy indice ,ary ny an'i miaramila anefa dia fonction sy grade no hi sokajiana ny karama ,ka raha miaramila manamboninahitra mivoaka ao @ ACMIL ,dia diplaoma na bacc no isokajiana azy ,izany hoe categorie 3 raha aty @ fonctionnaire .
- natao vehivavy ny ministry ny fiarovana nefa dia betsaka ny haut grade tokony haazo izany toerana izany ,tsy nahatoky ny miaramila izany Ravalo nefa rehefa poritra mianjo vonjy any @ miaramila ihany.
- Tsy voahaja ny fanomezana fahefana eo @ tafika ,nefa zava-dehibe io @ miaramila ,izany hoe raha 5 eme promotion tsy ho baikony 7 eme promotion mihintsy fa ny zoky zoky ihany ,rehefa misy gafy ataon'ilay promotion zokiny dia halefa retraite izy rehefa tonga @ taonany tokony handefasana retraite azy ,na homena poste de garage ,ny an'i Ravalo izay manaiky ny baikony ihany no homeny fahefana ,any ka tsy voahaja intsony ilay discipline militaire ,vokany colonel mandeha mibaiko jeneraly ,ary sous officier mibaiko officier.
11. Mirananirina ( 18/03/2009 14:04)
Mirananirina azavao kely hoe ny hevitrao d ataovy mahintsy tsara toa ny dihamiaramila, fa maninn no tsy mila TGV ianao?

Tsy mila aho satria trop loatra amiko ny ataony.Valifaty fa tsy fitiava-tanindrazana(beau père sy beau fils e).
raha afa noho i andry ,mety nanaraka ihany aho.
Aza miteny an'izany kosa e !

De Radidy ve ho tonga eo dia hanaky ianao ?



C'est dommage tout ca ....
Dia voatery miandry 24 volana ve ?

Manaiky aho raha izy no lany amin'ny fifidianana.Ny tiako tenenina dia ty:Mila fifidianana izahay,sur aho fa radidi tsy hilatsaka intsony.Efa be ny vitany.
12. yvonKEL ( 18/03/2009 14:49)
Tena mafinaritra aloha ra mivoaka ny fonja ny bainan'lah ry Andrywui fa mba misy fanontaniana kely.
hono wa lesy : ireo jeneraly marobe ao dago reo zany de voninahitra nomena fotsiny, satria colonel mioko letsy de tsy hitany izay marimaritra iraisana sy namahana ny olana.
Tena mahamenatra lesy zany jeneraly ao @ tanana zany fa tsy haninon-tsy haninona . tena tsy zakany mihintsy le galona
13. Oay ( 18/03/2009 14:54)
Mirananirina a! ny zava-nisy d izao:
_Toa ny fanaony d nihezaka ry Marc Ravalomanana nampiseho ny heriny ny hidirany tao @ asan'i Andry Rajoelina sy ny rafozany fa tsy nanaiky ireto farany ireto noho izany d raikitra ny ady
>>nirotsaka maire i Andry Rajoelina
Valiny nigafy ny ékipan'ny TIM
>>D raikitra ny fampisehoan-kery
Izany hoe t@ voalohany ilay izy tena affaire personnelle fa nivadika taty aoriana.
Ny azo lazaina anefa d tsy i Andry Rajoelina irery no niharan'ilay tsindry azo lena nataon'i Marc Ravalomanana sy ny taranany fa ny ankamaroany d tsy ampy fananana ka d nangina satria atody tsy miady amam-bato izay anie no nahasahian'i Marc Ravalomanana nilaza hoe:"Efa notsapainareo ve ny herinareo" satria nihevitra izy fa mbola kely aina tsy ampy fananana sy tambanivohitra ihany ireto hifanandrina aminy kinanjo moa d izao iarahamahita izao ny niafarany (Il y a toujours plus fort que soi).
Za aloha d mbola averiko hoe "Mbola tsy ampy traik'efa @ politika i Andry Rajoelina" noho izany d mbola tsy resy lahatra aho fa kosa za d misaotra anazy satria afaka ilay mpanao tsindry azo lena ny Malagasy satria na ny mahantra fa mba nanana tany ka nilain'i Marc Ravalomanana na ireo mpanankarena ka nanelingelina azy d samy nahita faisana t@ fanjakan'i Marc Ravalomanana 777.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0742