Rajoelina: Vonona ny hampiantrano ny fivoriamben'ny UA
1. tovolahy007
(
18/03/2009 11:50)
Miarahaba ny rehetra!
Tena zendana sy gaga ny tena raha nahita io vaovao io tao @ SOBIKA hoe hampian-trano io fivoriana io i Andry. Angaha moa tsy io fivoriana io no anisan'ny nodradradradraina teny @ 13 May fa TSY MISY TOKONY ILANA NY FAMPIANTRANONA AN'IO FA MANDANY VOLA FOTSINY. Dia fa naninona no nivadika indray ny loha hoe afaka raisina indray io fivoriana io. Esy ee le alina e. Mampiomehy. Ko ny mpivory aza tsy mahalala anao ko ataony ahoana ny hivory aty aminao???
Mitomany ny taniko.
Tena zendana sy gaga ny tena raha nahita io vaovao io tao @ SOBIKA hoe hampian-trano io fivoriana io i Andry. Angaha moa tsy io fivoriana io no anisan'ny nodradradradraina teny @ 13 May fa TSY MISY TOKONY ILANA NY FAMPIANTRANONA AN'IO FA MANDANY VOLA FOTSINY. Dia fa naninona no nivadika indray ny loha hoe afaka raisina indray io fivoriana io. Esy ee le alina e. Mampiomehy. Ko ny mpivory aza tsy mahalala anao ko ataony ahoana ny hivory aty aminao???
Mitomany ny taniko.
novalian'i xxx ny 18/03/2009 16:29
2. xxx
(
18/03/2009 11:57)
aleo mangina hoy inarisoa, dia ahoana hoy ny vahoaka teo aminy 13 mai? nitehatehaka mafy ve? mampalahalo le vahoaka tsy mahalala izay lohany sy vodiny akory fa asaina mitehaka de ndao, de rahoviana hono ny izarana ilay 50million hoany pitolona 13 mai? :-D :-D :-D :-D :-D :-D
3. tovolahy007
(
18/03/2009 12:04)
Ny ahiko izao de tsy ho amidy indray ko ilay AIR FORCE 2 fa hoe entina hiasa ampandrosoana an'i Madagasikara. hahahahaha.
4. xxx
(
18/03/2009 12:08)
dia inona hono ny ho teneniny aminy fivoriana? hikarakara alipandihizana hitety ny afrika ohatra, tsy haiko aloha e, tsitako izay zavatra hainy aminizany fihaonambe izany, sady izy koa anie prezidàny TGVista e, sy ny miaramila pikomy, zahay aty bira de tsy mahalala ny fisiany akory hoe iza izany? zahay koa moa tsy nandatsabato koa hisy prezidà tampoka eo ve? non non non "NY ALIKA ENJEHINA FA NY KISOA LAFO VIDY", ny beny tanana izao mbola TIM ny depité TIM ka ampidino ny baiko fa hifiranay fotsiny izao, hapidino aty BIRA ny CAPSATAnla fa zahay vonona. eoa basy
5. xxx
(
18/03/2009 12:23)
Zany letsy no atao hoe Dessins Animés a! Madagascar 2 mbola tena milay par rapport @ zava-misy sy iainana eto! =)) =)) =))
6. cocorie
(
18/03/2009 12:23)
Mampalahelo le toe-tsaina e! Tara loatra ireto vahoaka nangonin'i tgv ireto vao ho tonga saina amzany rehetra izany. eo tsy mila d azo ny fitondrana d hoe handray, NDANA MAHAZO FA FIVORIAN'ALIKA RAISINA. Sommet in no atao eto fa sao de heveriny fa donto otr'azy ireto mpivory am sommet ireto
8. endrika01
(
18/03/2009 13:01)
Ka BAOLINA angamba ny FIRENENA ka izay rehetra hampiditra azy eo aminy tsato-kazo fandresena dia finganina e! Mapmeh be! =D
9. endrika01
(
18/03/2009 13:01)
Ka BAOLINA angamba ny FIRENENA ka izay rehetra hampiditra azy eo aminy tsato-kazo fandresena dia finganina e! Mapmeh be! =D
10. botakely92
(
18/03/2009 13:11)
Rehefa very fihinanana dia mangina daholo, aleo aloha mba hiasa ny olona vao tsaraina, izy ary zany mba mahalala fomba mi-corriger ny erreurs nataondra8. Mitapona koa ve ny masonareo sy ny sofinareo tsy maheno an-dra8 nibaboka ny ratsy natao e! raha tsy vahoaka adala ka tsy hahalala ny ranomason-tsetroka sy ny tomany.
11. ari.malala
(
18/03/2009 13:21)
botakely92 a, tsy hoe adala akory ny olona ary tsy lalodalovana, fa io resaka sommet io no notabatabainy teny an-kianja hoe tsy horaisina fa mandany vola! D io koa nampirintona azy teny @ Le Hintsy Ambohimanambola hoe izy miresaka démission andra8 mou ra8 miresaka sommet sy map tamizay fotoana izay. Ko manin ankehitriny "on peut l'appeller président" d lasa afaka hampiantrano ny sommet indray izy? ts logique mitns nge le zavatra ataony e!
12. tovolahy007
(
18/03/2009 14:23)
Botakely> Toa tsy botakely nareo zany fa atsasaky ny bota ka. Nga tsy io no nanangonana olona teny @ 13 may hoa aaa. Valio? Maninona no mitady handray an'io nefa io no nolokalokana fa hoe fandaniambola ka tsy tokony hatao. Nga fantatra ihany fa misy tombony ho an'ny Mada ny fandraisana an'io??
NY TIKO LAZAINA DE TOKONY HITANA NY TENY NATAO. IO FA EFA MIVARALILA SAHADY. hahaha
NY TIKO LAZAINA DE TOKONY HITANA NY TENY NATAO. IO FA EFA MIVARALILA SAHADY. hahaha
13. cocorie
(
18/03/2009 14:37)
D avelao tokoa moa hiditra d ho hita eo zay asa ho vitany eo na kabone na ????. ary am zay d hiverina ami-botakely ny heviny.
14. tovolahy007
(
18/03/2009 14:48)
Botakely> Za ndray de lazaiko @ ngahy mazava tsara aloha fa na i Ravalo na i Train, na iza na iza no ho prezida eo de tsy hampihena izay fihinako mitsy izany na de kely azany. Mitombo foana ny fihinanako satria IZAHO MIASA FA TSY KAMO BE TENDA. Lazaiko @ ngahy hoe ato antrano misy internet, ordinateur, ny kaly 3 isan'andro tsy miova miampy ny labiera isakariva sy ny tsakitsaky. Hoy aho hoe na iza na iza tsy hampihena ny fihinanako razoky.
15. xxx
(
18/03/2009 14:51)
Izaho manokana aloha tsy manana President TGV e fa ialako tsiny aminareo izay mpomba azy e ! Ignorer-ko tanteraka ny fisiany fa ny fiainako andavan`andro ihany no tohizako sy ataoko izay mahamety azy ! Zah rahateo tsy hiantehitra amin`ny vidin`ny Air Force One fa ny asako ihany no azoko antoka fa hampandroso ahy na tsia ! Ny momba ny UA indray , ny UA Tompoko dia tsy mi-reconnaitre io governemanta tetezamita io , isika samy gasy eto aza efa tsy manisy vidiny an`io koa maika ve fa ny vahiny indray ? Ny cadre légal hipetrahan`io tetezamita io dia saika voatany be daholo , satria olona no-forcer-na sy ambanana basy daolo no asaina manoratra sy namindra fahefana dia owe ara-dalàna hono izany ! hihih ! Mahatsikaiky mihitsy , dia mino aho fa ny HCC ni-valider an`izay koa dia mety voaambana basy ihany koa ! Tena mbola tsy nisy zavatra ridicule ohatran`ity teto amin`ny tantaran`ny Firenena !!!
16. tovolahy007
(
18/03/2009 15:57)
Vao andro 1 no eo de efa miseha sahady ilay tsy fahamatorana. Midika mihintsy hoe zavatra tsy noheritreretina ny zavatra nataony ka hany ka manaotao foana ny farany. Io ilay hoe tairo any aloha fa ena ampandehanana mahita izay atao. Raha izay no atao de tsy tonga eny antsasa-dalana akory de maty ny TRAIN. Loza.
17. xxx
(
18/03/2009 16:29)
Tena mety fika hi amadouer-na ny UA indray ity , @ izay mi reconnaitre azy ny UA ... alika maty !!!!
