Lasa mpinamana be Ratsiraka sy Ra8
1. xxx
(
18/03/2009 11:33)
,aza gaga isika hoe mety ho lasa mpinamana i ra8 sy deba atsy ho atsy miaraka an'i zafy sy ratsirahonana hanongana an'i tgv,mitohy ny tantara
novalian'i xxx ny 18/03/2009 12:10
2. xxx
(
18/03/2009 11:47)
nandefa sms an'ravalo ny deba omaly hariva nampahery azy,tena marina io,ary nilaza ny mbola hanao fanambarana iombolanana
3. salopard
(
18/03/2009 11:48)
ARE-TI-NA: No anaran'ny antokon'izy mitsamy
ARETINA: AREma sy TIm NAongana
miray ny samy mpamono gasy
sniff
tchouf...
ARETINA: AREma sy TIm NAongana
miray ny samy mpamono gasy
sniff
tchouf...
5. tovolahy007
(
18/03/2009 11:51)
INTOX,hahaha, Satria hiverina deba de mody lazaina daolo izao rehetra izao.
6. xxx
(
18/03/2009 12:10)
inona moa ny problem raha miresaka deba sy ra8,efa fomba io eto madagascar io,jereo anie zafy sy arema nefa nifanao taimbavabe,ratsirahonana sy rolland ratsiraka manao bradesoa be (l) (l) ,,fa isika specta no tsy maharaka .toa i ra8 mihitsy no hitsena ny deba