Ramose be zahozaho

1. Samoana ( 17/03/2009 14:30)
"Joint par BfmTv, Andry Rajoelina dit être la seule personne a pouvoir rétablir l'ordre. Il assure avoir le soutien de l'armée." (source serasera rahavavy)

Raha tsy mahay mangina le ramose manao messia tenany io dia mainka tsy ho laitra ny fiainana an-tanintsika. Aleo lavitra tena miaramila no mitondra satria ireny manamboninahitra ambony ireny efa mba nianatra stratégie politique.
novalian'i fijo ny 17/03/2009 23:45
2. aloalo ( 17/03/2009 14:38)
ka efa hoe 1er tour d vita wa, d aza minomino foana zany !
i R8 koa anie ka manao messia tenany koa e
3. Samoana ( 17/03/2009 14:49)
aloalo:

i R8 koa anie ka manao messia tenany koa e


Io no anisan'ny lesoka tsy nitiavan'ny sasany an-dRa8 dia mbola toa an' io koa no tadiavin'ny sasany handimby azy. Tsy azoko intsony le fisainana na isika no efa voahozona ka jamba mandrakizay!

4. xxx ( 17/03/2009 15:03)
efa oé:
TSIRANANA=RATSIRAKA=ZAFY=RATSIRAKA=RAVALOMANANA=ZE HIDITRA EO=TSY HIOVA AKORY NY GASY

aza manantena volana eo, n'iza izy na iza.
refa mihinana an'le isan'andro iny, dé mangina doly
5. Noue ( 17/03/2009 15:06)
Samoana:

"Joint par BfmTv, Andry Rajoelina dit être la seule personne a pouvoir rétablir l'ordre. Il assure avoir le soutien de l'armée." (source serasera rahavavy)

Raha tsy mahay mangina le ramose manao messia tenany io dia mainka tsy ho laitra ny fiainana an-tanintsika. Aleo lavitra tena miaramila no mitondra satria ireny manamboninahitra ambony ireny efa mba nianatra stratégie politique.

ka izy aza sahy nilaza oe ny olona rehetra na gasy na vazaha , na firenena aiza na aiza dia miantso azy oe mesié le prezida ! tssss president de la trahison fa mety hadinona angamba ny nanamafy an'io


6. xxx ( 17/03/2009 15:06)
tsy afaka mibaiko ary tsy afaka mitondra eo ra-vôtany fa raha vao zay dia cout d'état no nataony ary tsy manaiky any zay zao tontolo zao!
7. Noue ( 17/03/2009 15:08)
ekena ! tsisy manaiky an'zany !!
8. Oay ( 17/03/2009 15:18)
Noue:

ekena ! tsisy manaiky an'zany !!



Raha tsy diso koa ny fitadidiko d ohatrany tsy nisy nanaiky teo @ sehatra iraisampirenena ny fitondrana Ravalomanana t@ vao nanomboka t@ 2002 sa diso za? d izay no nahatonga an'i Marc Ravalomanana nilaza hoe ila @ FMI sy ny Union Africaine sa diso za mba omeo soupape kely fa ohatrany adinoko klé! ilay izy koa tsy notehirizina klé!
9. Samoana ( 17/03/2009 15:24)
Misy vaovao siosio hoe tsy manaiky ny directoire militaire le Andry ary ilay kolonely akamany ihany no tiany hasisika mba ho ambany fifehezany. Raha marina io dia lasa spécialiste hampisavorovoro ny miaramila indray koa izany nedala!
10. Noue ( 17/03/2009 15:25)
tena voalaza io fa raha sanatria ka ka misy fanonganam-panjakana, na directoire par l'armée dia zay no vita fa tsisy manampy an'M/car intsony
11. xxx ( 17/03/2009 15:39)
17:45 - L’UA demande à l’armée de ne pas transférer le pouvoir remis par Marc Ravalomanana à Andry Rajoelina et avertit que sinon cela serait un coup d’Etat
12. Oay ( 17/03/2009 16:09)
Noue:

tena voalaza io fa raha sanatria ka ka misy fanonganam-panjakana, na directoire par l'armée dia zay no vita fa tsisy manampy an'M/car intsony



efa hoe fomba fanao wa io hoe tsy manaiky tsy manaiky io fa rehefa avy eo tsy maintsy hanaiky ihany ireo satria l'inimitié n'est jamais éternelle mais l'intérêt est permanent.
Ny tsy manaiky d tsy maintsy mody atao (Fomba firesaka diplomatika io é)satria raha hoe isakin'ny hisy hanongampanjakana izao d hiteny foana hoe OK d hanongampanjakana daholo izao olona rehetra izao.
13. andrywui ( 17/03/2009 18:03)
Oay OK !!!! marina izany !


=D> =D> =D> =D> =D> =D> =D>
14. fijo ( 17/03/2009 23:45)
de miandry moa isika ko
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0385