Tena vola be no voaroba ! Ity no porofo !!!
1. essera
(
17/03/2009 13:37)
Salam lékoum
Mapmé anah mits reto le olonaz. Izao indray dia mifamadika indray ny eny am tanana eny aminay. Mivory daolo ndray ny TIM (andrimasom-pokonolona) manao barrage. D ny TGV indray no mandeha matory.
Tena scène, ary sombiny tamin'ilay resaka nataon'ny andrimasom-pokonolona TIM ity :
- Vaky ny banque centrale ry reto a
- Zany ve ? Tena mpamadika tanindrazana tsy vanona.
- Fa taiza no nahenonareo an'ilay vaovao.
- Tao am Radio Mada mihitsy.
- Dia ahoana no fandehany.
- Efa nananibohitra ny capsat, d Andry TGV mitaty izay azo ao Ambotsirohitra.
Rehefa nifoha androany maraina aho anefa dia kay :-@ :-@ :-@ :-@ :-@ :-@ :-@ :-@ :-@.
Daholo ilay izy.
Dia ny mba tiako hahatongavana oe maninona raha tsy mifandrangitra foana hatramin'izao e. Mba aoka izay fa aleo mifanasa vangy fa farany ange nareo ifanenjan-tsandry sy tank sy roquette eo nareo e.
Kay samy mahay mandainga daholo tsika ménakavy.
:-D :-D :-D :-D :-D :-D

novalian'i fijo ny 17/03/2009 23:49
3. xxx
(
17/03/2009 14:38)
essera:

Aleo hitohy fa tsy quoi e
4. diana
(
17/03/2009 16:01)
Stratégie de guerre. Ca s'appelle guerre de la communication. Bienvenus au club. De mbola hande kou ny intox isan'andro de tsy hijan mitsy io. Satria zay tsy ahafantaranao ny marina ny atao. Izany no atao de ahafahana mi-masquer ny faiblesse nlay mpandefa ny infos.
5. fijo
(
17/03/2009 23:49)
izay mihintsy.ny gasy koa moa rah ahandray hono hono dia tena ao mihintsy