Raha te hanaraka vaovao avy any M/car en direct

1. Noue ( 17/03/2009 09:45)
koa satria tsy mandeha intsony zao aloha ilay radio mada dia raha te hanaraka vaovao avy any M/car en direct ianareo isaky ny 10mn dia jereo ny télé BFM , raha ao @ pc indray dia

http://www.bfmtv.fr/divers/player_bfmtv.asx
novalian'i njara2007 ny 17/03/2009 11:53
2. dadavy ( 17/03/2009 09:48)
salì, raha tinao koa de homeko anao ny cite de la radio don bosco izay mandeha tsara hatramin'izao. Neutre anefa le radio ka raha misy tia de valio ko ity. dadavy
3. xxx ( 17/03/2009 09:51)
Toa tsy mandeha ry Noue.

Io radio don bosco io indray kosa toa misy mitsikera ao amin'ny sehatra momban'ny serasera
4. dadavy ( 17/03/2009 10:25)
ko radio neutre izy ko. satri manko amin'izao ny radio rehetra de handray position daholo.
5. diamondra27 ( 17/03/2009 11:19)
eto misy vaovao e!

http://www.tv-direct.fr/live_france24.php

efa azon'i tgv hono ny seza fa miandry vaovao manaraka , source nalaina tam afp
6. kelly13 ( 17/03/2009 11:45)
mici diamondra27
7. njara2007 ( 17/03/2009 11:53)
Tsy fantatro loatra hoe maninona moa ny radio don bosco fa ity ny lienny raha misy mila mihaino azy.
http://89.163.146.192:9000/radiodonbosco
:roll:
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0619