IZA NO HANDOHA NY KARAMAN IREO OLON I TGV NAPTRANY
1. TIMTIKO
(
16/03/2009 19:00)
RAHA TO KA HIAL AZA I RA8 DIA IZA NO HANDO KARAMAN REO OLONA HAPETRANY EO DIA NY VAHOAKA IHANY VE SA ALAINA AMI IMPOT ZANY HOE NY VAHOAKA IHANY NO VONONA DIA ASAINA MANDO NY KARAMAN IREO OL IREO. IRETO MARAMILA IRETO KOA DE I TGV DAHOLO IZANY NO HANDOHA AN IREO SA VOLAN NY DROGUE SY FINANCEMENT AVY AIZA SADY NY SOCIETENY TSY HANDRAISAMBOLA FIRY SA FINANCEMENT AVY AMI I DEBA SA IZA
novalian'i pitchou ny 16/03/2009 22:13
2. xxx
(
16/03/2009 19:18)
www.redtube.com io liens betsaka ny touriste donc betsaka ny vazaha afaka mandoha vola amin'ny tourisme ataony eto amintsika,ka tsy hitako hoe inona no problem
5. xxx
(
16/03/2009 20:51)
iza moa ny handoa ny karamany fa tsy ianareo mpanohana azy é! ianareo mpandroba sy mpamotika rehetra é!
6. kotobekibo
(
16/03/2009 21:10)
na ny mpanohana na ny tsy mpanohana miaramandoa dôly e!
tahaka ny karaman'ireo teo aloha . :-P
tahaka ny karaman'ireo teo aloha . :-P
7. pitchou
(
16/03/2009 22:13)
tsssss! ny karaman'ny mercenaires sy ny vidin'ny force one II aza aloantsika ko nahoana no tsy handoa ny karaman'izay hipetraka eo?
ny olana fotsiny zao d atao @ anaran'iza ny fiche de paie ny ministra isany? ny sasany manko doble (sento be)
ny olana fotsiny zao d atao @ anaran'iza ny fiche de paie ny ministra isany? ny sasany manko doble (sento be)
