hymne ny sommet afrikana

1. diamondra27 ( 16/03/2009 18:02)
salut daholo ndray a!


efa nisy nahare ve ny hymne hatao amin'ny ilay sommet afrikana?


iza ny artiste namorona azy?

na ho any na tsy ho any tokony aty dago ihany no hatao izy io sa ahoana hoy nareo?
novalian'i xxx ny 16/03/2009 19:01
2. andrywui ( 16/03/2009 18:04)
Diamondra a! ny fifaliana be ato aloh atrehina e! vita ny ady !! akaiky lay ora !

=D> =D> =D> =D> =D> =D> =D>
3. Oay ( 16/03/2009 18:06)
Diamondra ato zao efa miharytory hoe inn no hitranga d ohatrany adino kley aloha ny resaka hymne knou.
4. xxx ( 16/03/2009 18:09)
diamondra27:

efa nisy nahare ve ny hymne hatao amin'ny ilay sommet afrikana?


iza ny artiste namorona azy?

na ho any na tsy ho any tokony aty dago ihany no hatao izy io sa ahoana hoy nareo?



:evil: :evil: :evil: zao no mba atao ao an-tsaina nefa @ zao ora zao mijaly ny olona, potika ny lapa, ny tank sy ny mercenaires manafika ny lapa mikasa ny hamono ny filoha ?
5. xxx ( 16/03/2009 18:09)
izahay efa nahareo fa tena tsara be www.redtube.com
6. molota ( 16/03/2009 18:11)
mbola vô! manomboka ny ady ry andrywui vendrana!! mbola aiza ty lalàna :?: mandihy tsy amanapà ty elah?? Mpangalatra otranareo v mb ho aiza :?: mivoka @kilodoka leisany! tsy mankaiza :-D :-D :twisted:
7. rabehevitra1 ( 16/03/2009 18:14)
radem1 rymolota dia efa sit in eny ambohitrorohitra aza avela hisotro rno mihitsy ,
8. Oay ( 16/03/2009 18:17)
xxx:



:evil: :evil: :evil: zao no mba atao ao an-tsaina nefa @ zao ora zao mijaly ny olona, potika ny lapa, ny tank sy ny mercenaires manafika ny lapa mikasa ny hamono ny filoha ?




XXX a aza manahy fa minoa fotsiny ihany ary aza matahotra ianao fa ny filou d efa nilaza fa hanao sorona ny ainy mba hanavotana ny Malagasy @ izao zavadoza mahazo izao satria araka ny nolazaina taminy d hoe mila mandatsaka ny rà ny prézidà ny Malagasy mba hanavotana azy d nanaiky izany andraikitra izany i Marc Ravalomana, ny zavatra tsy maintsy aton'ny ho takalon'izany fasahiana ananan'ny prézidà izany d ny mametraka azy ery @ havoana misy ny fasan'ny mahery fo! ary tandremo rehefa hakeny fa hikotroka be ny orana an!
9. andrywain ( 16/03/2009 18:26)
efa azonay y miarmila eeee tsimaintsy miala ra8 tifirina ho fty koa fa mpamono ol, tgv mbola tsy tonga ny arret ary aza mora tezitra moa nareo TIM fa samborinay anie nareo refaveo e donc
:-@ :-@ :-@ :-@
10. xxx ( 16/03/2009 18:31)
ity le lien hymne www.redtube.com
11. diamondra27 ( 16/03/2009 18:41)
andrywui : ka na ra8 nge no eo na tgv dia raha atao ihany le sommet dia tsy maintsy mba mi-anticiper am le hira fandraisana vahiny kosa e


Oay/ tadidiko ery le taloha fa asa na mbola misy an'izany izao na tsia, rehefa misy zavatra miseho toy izao dia ny fokonolona no mandray andraikitra , ny vatan-dehilahy moa izany e , manao ronde sy securité miaro ny fokontany misy azy avy amin'ny alina3.

ka raha amin'izany no mba asiana feeling kely hamoronana ny hymne mety ho tsara sa ahoana?


xxx: ny anao koa dia lien tsy alehany , HS no miseho

12. diamondra27 ( 16/03/2009 18:44)
aza adino fa anisan'ny nahatonga ny korontana ange ity fanaovana sommet ity fa izany hoe mody hoe: resaka reglement de compte sns

ny ahy aloha dia ny mba tsy hisian'ny violence ihany e fa na Ra8 na tgv no eo dia on verra fa le relation amin'ny pays hafa koa mba ilain'ny gasy ihany
13. xxx ( 16/03/2009 19:01)
http://www.mailaka.com/madmag/actus/#id_news_20691
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.1374