ankitifititra be ny mutin sy gp ao ambohitsorohitra

1. xxx ( 16/03/2009 17:09)
efa mandeha daholo izao blindé ny basy marovava,ny tafondro mihitsy no hampiasain'ny capsat,ary ny CCN moa dia namoaka ny sary fa tena mahatsiravina be mihitsy eny @ izao fotoana izao
www.redtube.com
hoanareo sarotahoatra sy tsy ampy taona dia aoka tsy hijery fa dia enjana be mihitsy,ireo capsat ireo fa dia nikeny amin'ny ak47 efa taola be ny gp
novalian'i xxx ny 16/03/2009 18:49
2. Noue ( 16/03/2009 17:12)
XXX :evil: :evil: :evil: :evil: :evil: :evil: :evil: :evil:

AZA MANOKATRA AN IO JEREO ETO IO FA TSSSS !!!
3. xxx ( 16/03/2009 17:14)
ka dia tafondro maro vava anie no hamaikian'ny capsat ny palais eo io preuve
4. xxx ( 16/03/2009 17:16)
vaky mihitsy ny banky foibe nanaovan'ireo tsy maha tao tody ny palais,basy lava izany ry zareo,tena mbola en cours ny fifampitofirana amin'izao
5. kelly13 ( 16/03/2009 17:18)
lol, takizay nanaraka ny tenin'i noue teto, mdr =)) =))
6. molota ( 16/03/2009 17:19)
tenaXXXXXX miitsy elah ra XXX :twisted: :evil:
7. xxx ( 16/03/2009 17:22)
fa ahoana kay,tena tsy vanona mihitsy ireo mutin ireo,tifitiriny daholo ny ny tsy manatsiny rehetra,amin'izay mapiasa basy lava sy tafondro mahataka davitra daholo ry lerony,ny anay mpomba ny fahamarinana sy ny ara dalana tsy misy afa tsy basy poleta kely
8. xxx ( 16/03/2009 17:33)
mody fanina indray molota ela no nandefa an'io image io :@ :@ :@ :@ :@ :@ :@ :@ :@ :@ :@ :@ :@ :@ :@
9. molota ( 16/03/2009 17:37)
Tena efa adala elah!!! raX aza mifoka rongony tsony :-D :-D :twisted:
10. xxx ( 16/03/2009 17:40)
sefo hery an io molota fa mody fanina,tratra dia mody manao diversion eto kobo ela :} :} :} :}
11. Oay ( 16/03/2009 17:51)
Noue:

XXX :evil: :evil: :evil: :evil: :evil: :evil: :evil: :evil:

AZA MANOKATRA AN IO JEREO ETO IO FA TSSSS !!!



Za alou d nanaraka izay nolazain'i Noue d tsy nanokatra za fa misy inn ao, klé mba omeo vaovao sao d virus animba ny solontsaina kelinay ity izany sa inn!
12. andrywui ( 16/03/2009 17:55)
Ka efa oe misy kitifitifits be on ange ao ozy molota e! de za ko ts tia rà mandriaka be fa mapalael le TIM voatifits be ao de aleok ts mijery ah ry Oay a!

^:^ ^:^ ^:^ ^:^ ^:^ ^:^ ^:^ ^:^ ^:^ ^:^ ^:^
13. molota ( 16/03/2009 18:00)
mbola aiza ko ny ahazo an'ilaisany ry tgv??? mbola vao manomboka ny ady TSY MISY MIALA EO FA AZAA MANATENA AAAAAAAAA!!!! ELA NITORATORAN'LEISANY KA MAHAVOA VOAMASO NANGATRA :twisted: :twisted:
14. xxx ( 16/03/2009 18:07)
lazo lesy ny marina ry molota an
15. andrywui ( 16/03/2009 18:07)
mody faninnn rehef nahavita le jereo eto i molota an !!!


=D> =D> =D> =D> =D> =D> =D> =D> =D> =D> =D>
16. molota ( 16/03/2009 18:17)
samy mahazaka ny tsy ara-dàlana anié ry TGVendrana isany é sodé lazain lah hoé misy matahotra eo!! ny zankaleisany TGVendrana ihany no apokany bandy eo!! BORIBORY ny tany mbola hiaona :-D :twisted: :twisted:
17. sitlo ( 16/03/2009 18:19)
CCN :-D
18. xxx ( 16/03/2009 18:33)
nemportekoa ity no tena izy e www.redtube.fr.com
19. andrywui ( 16/03/2009 18:35)
molota a! fa za ve no nitifitifitra ny vodinlaisany any Ambohitsirohitra sy Iavoloha ao e! toa otran z ndray no omenlah kiana be eto za ary mba malaelo reo TIM goaka vody bedebe reo ko !!!
20. xxx ( 16/03/2009 18:49)
aleo koa hotifirina ela ry wiwi jereo eto ny lien
www.assidu-madagascar.infos fa io no anlisany hihihihi
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2513