radio mada

1. xxx ( 16/03/2009 10:16)
mba misy manomeha lien ve fa toa tsy mety mahazo izahay
novalian'i xxx ny 16/03/2009 11:33
2. mion ( 16/03/2009 10:23)
mms://radio.lequotidien.mg/mada
3. xxx ( 16/03/2009 10:25)
tsy mandeha le izy mba afaka manampy ve azafady indrindra (l) (l)
4. vilambava ( 16/03/2009 10:36)
Midira ao amin'ny site officiel tim fa ao no sur ny lien radio mada
ity ny lien tim http://www.tim-madagascar.net/
5. xxx ( 16/03/2009 10:43)
efa mpiheno an le radio mada aho tsy disponible nefa misy sasany mahazo, @ izao fotoana izao
6. xxx ( 16/03/2009 11:07)
essayer-o matetika fa mila mi-insiste kely vao tafiditra.
7. mion ( 16/03/2009 11:24)
raha manana winamp enao de tsy ho sahirana, jerevo @ google ny lien ahafahanao mitelecharger io logiciel io , aveo de jereo @ menu fa misy fi-configurer-na radio ao.
sinon tena tsara telecharger-o ity logiciel ity : "RADIO FR SOLO" de installe-vo; refa installer de misy menu , Perso > de adikao ao io lien io :
ito izy ito :
mms://radio.lequotidien.mg/mada
"mms 2 points (:) slash slash ()//radio.lequotidien.mg/mada"
8. xxx ( 16/03/2009 11:33)
ok merci
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0071