miankina amin'ny INONA.................

1. xxx ( 16/03/2009 09:47)
miankina amin'ny inona no mety hahamaro sy hahavitsy ny namany olona 1???
2. Koditra ( 16/03/2009 22:20)
Sarotra be ko zany kestion-nao zany, aleo valiana iany klou sao dé mbò maazo moyenne iany zà :
MIANKINA AMINAO.
3. Fanampy ( 17/03/2009 07:28)
mba hamaly ze azoko hovaliana ihany koa za.ra hoe mahabetsaka ny naman'ny olona 1 de tsotra angamba maro ny namany satria izy mahay mifandray @ olona.ary ny mahavitsy azy ndray de satria io olona io mety voafehy mafy na tsisy fotoana hifandraisana @ olo-kafa mihintsy ary ny farany de mety ho ratsy saina koa ianao de tsy tian-ny olona.ok.
4. RATOVOARY ( 17/03/2009 08:33)
Tsotra : miankina amin'ny toetsainanao ihany, rehefa te-hifandray aman'olona ianao dia mila miezaka ho tsotra sy mora resahana, ny fifandraisanao amin'ny olona iray anefa tsy midika fa mpianamana ianareo fa ny fifampitokisana no tena maha-mpinamana. Noho izany rehefa mahatoky ianao, sady matoky olona dia mahazo namana sady tsy ho sarotra ny handray anao. Ny mifanohitra amin'io no maha vitsy azy, mety tsy hananamana mihitsy aza ianao.
Tohizo raha tsy ampy
5. mimioa ( 17/03/2009 10:33)
1. tena miankina betsaka aminao ny hahamaro na hahavitsy ny namanao: satria raha miavona be enao ohatra de mazava ho azy fa tsy hahazo namana mitsy !!

2. miankina olona amondidina anao koa anefa indraindray satria raha tsy mitovy ondy amin'ny enao de mety tsy hahaliana azy ny hi-namana aminao na de tsotra be aza enao : tsy mitovy le feeling!!

en bref, miankina aminao sy miankina amin'ny hafa !!!!

6. endrika01 ( 17/03/2009 19:28)
Mmhhh!Sarotra valiana kou le fanontaniana kah,andraso alou eritreretina:wink:
7. Mirananirina ( 18/03/2009 14:10)
io lazain'i tovoary io e
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.5426