ULTIMATUM Rajoelina , Hay ORA astronomika le oa ADINY 4

1. mion ( 16/03/2009 09:41)
SASA MIANDRY IZAHAY ety @ 13 Mai, tapitra le adim-pamantaran'andro 4 nomenaan-dra8 hialany sinon maninn moa? toa tsy nisy tohiny.
Toa tsy miala ihany ra8 nefa efa ho 72h zao no nanisanay ny famantaran'andronay.
Vao teo vao nolazaina anay teny @ 13 mai oe ora astronomika le adiny 4 zany oe mbola @ 2012 zany vao tapitra io adiny efatra io @ ora astronomika.
Tena mahatsiaro voafitaka izahay mitanin'andro tsy amin'apà ety @ 13 mai ety.
Ny nenina tokoa zao vao mandatsa
novalian'i Noue ny 16/03/2009 09:58
2. vilambava ( 16/03/2009 09:47)
Ka tsy fantatsika ange fa i Andry Rajoelina dia Président del la HAUTE AUTORITE DE LA TRAHISON e.
Araka izany dia izay mpamitaka sy mpamadika rehtra dia miaraka aminy ary izy no voalohany amin'izany. Firifiry moa izay ny fampanantenana sy teny napetrany fa toa tsy misy tanteraka. Ho heno eo indray izay fanambarana lehibe ataony androany.
3. andrywai ( 16/03/2009 09:52)
Amin'ny 2012 mihaona kah. hahaha
4. Noue ( 16/03/2009 09:58)
efa ohaviana no tapitra io eee ! dia aiza zao lery ?? tssss
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.007