IAVOLOHA -MAVOLOHA

1. xxx ( 14/03/2009 17:34)
Ity no mba hisaorana an'i Didier Ratsiraka hoy Ravalomanana any anka-pony any ,raha izy valaketraky ny adi- tsaina irery tao an-dapa iny, ny alin'ny alahady lasa teo.

Raha tsy nanamboatra ity lapa ity marina i Didier, dia asa izay nahazo ahy sy ny finanakaviko tany Ambohitsirohitra sy Faravohitra tany?

novalian'i xxx ny 15/03/2009 02:42
2. tsikivy01 ( 14/03/2009 17:48)
Ny nataondr8 dia nanamboatra hafa tsara be ! :lol: :lol: :lol:
Fa i Lalao anie tsy manaiky e, aleo hono tranbongo misy ronono sy yaourt toy izay lapa be feno romoromo e !
3. aloalo ( 15/03/2009 02:32)
natao expropriation ny manodidina ny tranon'dry zareo any Faravohitra, novidiana mora b. Hoe ho an'ny fanjakana sns, kanefa raha tsy président intsony izy dia lasan'iza ilay tanànan'oul nolazaina ho an'ny fanjakana ? ho an'dR8.

Efa dieny voaloany izy dia efa nitetika b fa ny malagasy no variana @ maika anao changement fotsiny, R8 dia fetsy B
4. xxx ( 15/03/2009 02:42)
aloalo:

Mba mianara aloha an'izany ataoa hoe plan d'urbanization izany fa mahamenatra
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.4336