ela liana ery ny mpisera

1. xxx ( 14/03/2009 16:51)
efa liana dia liana ery ny mpisera handre ny vaovao .Jerena foana ao anaty sobika hoe foy ihany ve izy izay sa lasa lamokany daho (l) (l)
novalian'i xxx ny 14/03/2009 17:51
2. xxx ( 14/03/2009 16:55)
efa mikotrika ao anaty sobika ao i tgv fa raha tsy tay io dia atody k'asa mety ho lamokany ve
3. vilambava ( 14/03/2009 17:03)
Ka ny TGV toa haingam-pandeha fa miadam-piasana raha natao ny kaonty.
Tena haingana ny fandraisana fanapahan-kevitra ho eny Ambohitsorohitra satrai vita tao anaty 5 secondra fotsiny ary tsy ampy adiny iray dia tonga teny.
Fa ny fakana ministera sy ny sisa toa naharitra fotoana maro ary hatramin'izao toa tsy hita marina izay tena vokany.
Ny fanahiako dia toa tafatsofoka anaty vela-pandriky ny maramila ihany ry zareo. Ka raha vao manao herisetra hiakatra an'i Mavoloha eo ireo dia ho voaheloka amin'ny fanonganam-panjakana.
Ny maramila no nanafaingana ity raharaha ity tamin'ny fampanekena ny praiminisitra hanome ny biraony atao sary vonjimaika. Fa raha ny tena izy mbola lavitra ny fandresena ny TGV.
Tena liana ny (vahoaka) mpisera ry efa (mijaly) mitaintaina be ihany. Izao lasa misy nifindra lasy tampoka miambina eny Mavoloha.
4. xxx ( 14/03/2009 17:10)
efa ho 1andro izay i tgv no nanofinofy hoe lasa president en fin,mifohy maraina lery dem1 dia mitsambikimbikina be eran'ny trano :-D :-D :-D lasa president ihany aho mama
5. xxx ( 14/03/2009 17:51)
Andao ho eny Iavoloha hiandry joba e ! Handevina rahampitso fa tongava maroe :lol:
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3076