Efa lasa any London indray i Lalao Ravalo ? Inona no dikan'i

1. xxx ( 14/03/2009 11:55)
Dia fandosirana ve ? Dia tsy nahita vahaolana hafa ve ? Ho azy ireony tanamaherin'Andriamaitra e ! Fanaka mampalemilemy ireo ka mila arovana !
novalian'i xxx ny 14/03/2009 17:54
2. xxx ( 14/03/2009 12:00)
:-$ :-$ :-$
3. TIMTIKO ( 14/03/2009 12:01)
LASA NIVIDY TANK IZY FA AHOANA?? :?: :?: :?: :?: :?: :?: :?: :?: :?: :?: :?: :?: :?: :?:
4. tsinjo ( 14/03/2009 12:01)
:-$ :-$ :-$ :-$ :-$
5. rainivoanjo1 ( 14/03/2009 12:08)
:roll: :roll: :roll:
6. zakilinina ( 14/03/2009 12:21)
raha vao xxx no mamorona sujet dia tsy demokratika
7. xxx ( 14/03/2009 12:26)
f'iza ?izao zao nareo tim, isika tim mantsy e raha vao tsy mitovy hevitra amintsika dia diso na avy @ le ratsy mihitsy.Hany ka raha vao mamoaka vaovao ny hafa ka tsy mitovy @ le eritreretantsika dia diso,jereo sobika dia avy mitombo ihany rfi ,canal plus ,rai ,cnn ireo maro be tsy tamby isaina hoan'i zakilina dia forum tim sy radio mada ary topmada ihany sisa no marina hihih
8. Oay ( 14/03/2009 13:12)
Diso hevitra ry Marc Ravalomanana raha any London any no hialokaloka satria tsy mandalo any matetika ny mpanao polifika Malagasy ka raha mbola mikasa ny heverina eo @ fitondrana d aleo mifanaraka @ Frantsay satria @ izay moramora ny mipiloter ny satellite refa avy eo an! Hevitra ny ahy iny fa tsy aiko alou é!.
9. xxx ( 14/03/2009 17:04)
Raha mba tehihinakena nareo mandeha eny Iavoloha fa sakafo be eny e ! Mitondra fotsiny JB dia ok !
10. xxx ( 14/03/2009 17:54)
Lasa any London anie zany Lalao dia mahazo laka zany Tinondia ! Very fanana eo Lalao maty aho zavatro fa lasan'i Tinondia daholo :* :* :* :*
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.089