Mandehana makany raha sahy

1. Noue ( 14/03/2009 11:41)

14H26 : Andry Rajoelina donne 4 heures au président pour quitter le pouvoir sinon il se rend lui même à Iavoloha

13:20 - 5000 à 6000 personnes au palais présidentiel d’Iavoloha
13:20 - 2000 à 3000 personnes place du 13 Mai


Mandehana miakatra any raha sahy io kely fingotra io !!! dia hanao inona any hono ?? te-ho faty nga ??? ka raha sahy naninona no niafina tao @ ambasady ???
2. xxx ( 14/03/2009 11:43)
I NOUE MIHITSY NO MPANAO COPIE COLLER ATO (l) (l)
3. Noue ( 14/03/2009 11:47)
i Noue kosa aloha dia manome sy mizara ny vaovao hitany eee ! tsy miafina @ io XXX io izy ary na manao copier-coller aza izy dia tsy oatran'ny ataonao manimba ny serasera eee!
4. xxx ( 14/03/2009 11:52)
efa zatra manao copie coller ve ianao noue tsy hanao ao ihany en fin,iza no mahita an'izay ataonao devant l'ecrant ao =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) :-$ :-$ :-$ :-$ :-$ efa vita ny fitondrana oo =)) =)) =)) =))
5. xxx ( 14/03/2009 11:55)
ALEO ZE HO AVY ENY IAVOLOHA AVY DE TIFIRINA KELY INDRAY SA SORATANA MIBARIBARY SY ATAO HOE ZONE ROUGE NDRAY VAO AZO. ALEO HOY I TGV HAMONO OLONA KELY EEE AMIZAY MAIMBO RA TSARA
6. zakilinina ( 14/03/2009 12:17)
izay xxx dia olona tsy manana hazon-damosina
7. xxx ( 14/03/2009 12:27)
marina izany zakilinina :* :* :*
8. gasmlay ( 14/03/2009 12:52)
le noue mpanara-drenirano njay no ato! ty mitsy no tifirinay volohany eny iavoloha eny anjoany!
9. diamondra27 ( 14/03/2009 13:25)
fa i NOue ty ve tena tia mi-noue-noue an-dra sa ahoana f'efa hoe efa adiny 4h sisa no omena andra8 dia miala izy

ny vaovao aza efa nandeha tao am JT TF1 t@ 13h teo


de à suivre le izy zany
10. Noue ( 14/03/2009 14:27)
gasmlay:

le noue mpanara-drenirano njay no ato! ty mitsy no tifirinay volohany eny iavoloha eny anjoany!



=)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =))
11. dasy ( 14/03/2009 14:32)
sinon j'irai moi-même a iavoloha, mampihomehy mihintsy io rangahy io, hiafina aiza indray izy mba ho tonga ani iavoloha, hiafina ao anaty ny tank ve ?
12. voniarisoa ( 14/03/2009 17:24)
tsy ianareo no mipetraka aty dia mahay manaratsy an'i Andry
fa mba tandremo ilay vava azafady
mba mahirata @'zay fa aza jamba sy be marenina otran'io!!!! :-P
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0843