Manifestation Place du Trocadéro - samedi 14 mars - 14h
1. xxx
(
13/03/2009 23:05)
Manoloana ny zavamisy any Madagasikara amin'izao fotoana izao, izay hita fa minia manitsakitsaka ny zo sy safidin'ny maro an'isa tamin'ny desambra 2006,
dia mila mitsangana sy mijoro isika zanaka ampielezan'ny Firenena malagasy hanohitra ny fankàna an-keriny izany safidin'ny maro an'isa izany sy
hanohana ny ara-dalàna sy ny lalampanorenana izay soloin'ny filoham-pirenena Marc Ravalomanana tena.
Tongava maro fa Adidy Masina no iantrehantsika
Paris, Place du Trocadéro
Parvis des Droits de l'Homme
SABOTSY 14 Marsa 2009 amin’ny 2 ora tolakandro

novalian'i vilambava ny 14/03/2009 11:07
3. narivony
(
14/03/2009 08:54)
Odry, haninona aty amin'ny frantsay indray ry tonaka e! fa angaha tsy hoe tsy mila frantsay sy mankahala azy ireo ka haninona aty an-tanin'olona aty? tena tsy azoko mihitsy! :oops:
4. mamamia
(
14/03/2009 10:45)
[quote=xxx]
Manoloana ny zavamisy any Madagasikara amin'izao fotoana izao, izay hita fa minia manitsakitsaka ny zo sy safidin'ny maro an'isa tamin'ny desambra 2006,
dia mila mitsangana sy mijoro isika zanaka ampielezan'ny Firenena malagasy hanohitra ny fankàna an-keriny izany safidin'ny maro an'isa izany sy
hanohana ny ara-dalàna sy ny lalampanorenana izay soloin'ny filoham-pirenena Marc Ravalomanana tena.
Tongava maro fa Adidy Masina no iantrehantsika
Paris, Place du Trocadéro
Parvis des Droits de l'Homme
SABOTSY 14 Marsa 2009 amin’ny 2 ora tolakandro
MIANTSO AVO ANAREO ANY IVELANY IZAHAY MALAGASY MANDALA NY ARA DALANA FA TSY MIAFINA INTSONY LAFRANTSA AMIN NY FANOHANANY AN I TGV
NY KARANA SY FRANTSAY NO MAMATSY VOLA AMIN ITO RAHARAHA ITO

5. vilambava
(
14/03/2009 11:07)
mamamia:
[quote=xxx]
MIANTSO AVO ANAREO ANY IVELANY IZAHAY MALAGASY MANDALA NY ARA DALANA FA TSY MIAFINA INTSONY LAFRANTSA AMIN NY FANOHANANY AN I TGV
NY KARANA SY FRANTSAY NO MAMATSY VOLA AMIN ITO RAHARAHA ITO
Dia mba omeo porofo mari-pototra hoe izahay mba hahafahanay manapa-kevitra na hammpnjy an'ilay fihaonana sy hanohana anareo na tsia.
Ny hoe hiaro ny safidim-bahoaka dia ekeko tanteraka fa tokony harovana. Fa ity lafiny iray hoe ny firenena itsy sy ny firenena ary no manohana na manohitra an'izao zava-misy izao dia tsy hitako loatra ny tokony hilazana izany raha tsy misy porofo mazava na koa hoe izy ireo mihintsy no manambara mivantana ny sainy. Raha tsy izany manko dia interpretation no atao. Ka ny interpretation dia samy afaka manao ny azy ny tsirairay ary afaka manolotra lojika mazava ho fanohanana ny heviny.