Voaporofo ny fitiavan'ny vahoaka ny filoha

1. Noue ( 13/03/2009 20:44)
Voaporofo zao ny tena fitiavan'ny vahoaka ny filoha Ravalomanana satria vitan'zareo mahintsiny ny manao sorona ny ainy @ fiarovana ny filoha. Hatramizao alina zao dia mbola hipok'olona eny Iavoloha, misy aza nitondra tente mahintsiny hihambenana ny filoha. Niaraka t@ ireo vahoaka ny filoha miaraka @ Lalao vadiny . Zany no atao oe zoma manifika eee !
novalian'i endrika01 ny 14/03/2009 13:14
2. gasmlay ( 13/03/2009 20:49)
de refa vôtifitra de zoma inn?? i le8 anie mety ho tafatsôka fa l ny sasany gli dôly! :-P :-P :^)
3. Noue ( 13/03/2009 20:51)
iza no hitifitra azy eo kosa ee ?? safidim-bahoaka koa anie io eee ! sahy manao sorona ny ainy mahintsiny ry zareo @ fiarivana ny filoha kooo
4. xl ( 13/03/2009 20:54)
FA NA MATY AZA ANIE MIJORO @ FITIAVANTANINDRAZANA FA TSY MATY HOATRIN NY ALIAKA TENY AMBOHITSIROHITRA E
MANKASITRA ANAO H@ FARANY CHER PRESIDENT L UNIQUE ADORE DES MALGACHES
VIVE RA8
A L INFINI
5. Noue ( 13/03/2009 20:57)
misy mahasamihafa azy mahintsiny kosa eee ! ny taloha natao sorona ny vondron'olona, fa ity kosa dia ny vahoaka no manao sorona ny ainy hiharovana ny filoha.
6. xxx ( 13/03/2009 21:06)
MATY HOATRIN NY ALIAKA TENY AMBOHITSIROHITRA


Oadrayzany fisainana!!!! Na fanajana ny olona efa maty aza tsy ao aminao intsony ka inona koa no ilana anao eo @ fitondrana????
Ny ain'i Ra8 dia tsy ambony na ambany ny Malagasy rehetra. Tsy hoe izy no pdg ny Tiko dia ambony kokoa ny ainy mihoatra ny 4 amis mitsimpona zaoridira ery Isotry.
Mba misaina e!!!
7. xl ( 13/03/2009 21:19)
MISAINA TSARA KA
MATOA TSY MATIMATY FOANA TOY NY ALIAKADIA HOY AHO
I LL DYE FOR MY COUNTRY BUT NOT FOR ROINDEFO
HA !HA! HA!

NY AINA ANY AMBODY ANEFA TE HITSAPA BANDY AMERILOGY

MAIVAN LAISANY FA KELY NOHO NY ATIDOHAN TSAHOANA NY ATIDOHA NY TGV MITARIKA AN LAISANY

KILL THEM ALL

FUCKING TGV
8. xxx ( 13/03/2009 21:27)
Yahh ! yahh ! yahh ! yahh ! outssa !outssa ! outssa ! ehon!!!! :-D :-D :-D :-D
9. xxx ( 13/03/2009 21:32)
Don't think that you're an American dude! even the way you write your English is very stupid! You know, people like you made this country in the bottom line of the world. It' doesn't mean that if I am not for Ra8 mean that I am for tgv. You better shut you mouth dude rather than tell stupid thing. What the fuck , the US marine don't care about your stupid revolution. There are tons of priorities than your Ra8 or you Andry.
KILL YOURSELF ALONE
SON OF BITCH!
10. xxx ( 13/03/2009 21:42)
ARY TOA TSY NAHITA AVALY I RA XL LE AZA??? ATAOKO HOE AMELOLOGY LERY =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =))
11. andrywain ( 13/03/2009 22:37)
Noue:

Voaporofo zao ny tena tsy fitiavan'ny vahoaka ny filoha Ravalomanana satria vitan'zareo mahintsiny ny manao sorona azy @ fiarovana ny tgv. Hatramizao alina zao dia mbola hipok'olona eny @ 13 mai , misy aza nitondra tente mahintsiny hihambenana ny filoha rajoelina . Niaraka t@ ireo vahoaka ny filoha miaraka @ bandy mpanelaka azy . Zany no atao oe zoma mifanelaka a eee !



marina io an
8) 8) 8)
12. xxx ( 13/03/2009 23:06)
Motherfucher u are all.We'll gonna fucking your legs somebody ,lllooosseeerrr that all peoppllle ,right now .
13. zandikely ( 14/03/2009 00:41)
Hay ve olona 500 lazain'i Noue hoe vahoaka io. Marina fa vahoaka tokoa izany, nefa raha izaho mbola ampidiriko anatin'ny hoe vondron'olona.

Ity indray nolazain'i BBC:

Col Noel Rakotonandrasa, leader of the mutinying troops, told President Ravalomanana to quit "at once" on Friday.

"For sure there will be no resistance," he told the BBC.

"But if there is any, there's other solutions we can discuss with the presidential guard. We want the president to go, so he should resign at once."

He said a UN official had gone to see the president to convey the mutineers' wishes that he step down.

Despite reports that the army had deployed tanks, there appeared to be little military presence on the city's streets on Friday.

Izay zany no antony namoahana ireny Tank ireny, ratsy be raha zany....
Dia ataovy vonona aho rahateo ny Helicpter sy ny pilote fa sao ratsy ny fandehany. Ramalona aza hono mifehy azo tokana. Ataoko fa tsy misy nametraka Baterie anti-aircraft akaikin'ny Iavoloha eny, afaka mitsoaka tsara.

14. hammerhead4 ( 14/03/2009 01:03)
Valiko kely ilay mpanoratra N* 8
Miteny anglisy ianao tompoko nefa ny grammaire nao aloha dia tsy izy mihitsy e.Tsy motamo hoy isika gasy izy ity.Fehezo aloha ilay teny vao miteny fa mahamenatra.Ianao zao mihevitra hoe tena fatratra sady impressionant be izany anglisiko izany,nefa tsy ao mihitsy.Regle de grammaire ZERO.
Ito ary:You better shut your mouth rather than TELL stupid THINGS.
TELLING NO IZY FA TSY TELL ALOHA TOMPOKO.Izay ny regle grammatical.
Only people that are not be able to see that detail will be the first impressed.Gotcha.I'm Watching YA
15. hammerhead4 ( 14/03/2009 01:11)
hammerhead4:

Valiko kely ilay mpanoratra N* 8
Miteny anglisy ianao tompoko nefa ny grammaire nao aloha dia tsy izy mihitsy e.Tsy motamo hoy isika gasy izy ity.Fehezo aloha ilay teny vao miteny fa mahamenatra.Ianao zao mihevitra hoe tena fatratra sady impressionnant be izany anglisiko izany,nefa tsy ao mihitsy.Regle de grammaire ZERO.
Ito ary:You better shut your mouth rather than TELL stupid THINGS.
TELLING NO IZY FA TSY TELL ALOHA TOMPOKO.Izay ny regle grammatical.
Only people that are not be able to see that detail will be the first impressed.Gotcha.I'm Watching YA



:-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D ^^ ^^ ^^ ^^ ^^ ^^ ^^
16. xxx ( 14/03/2009 01:38)
Hammerhead4> how long did you spend just to check that mistake??? and what's your point? just watching my grammatical mistakes??? what an idiot! that why you are always behind all countries in all Africa. You don't even know what the idea and the message I wrote was. It is a sign ,also a big proof why your country is in a verge of a civil war. Not a big surprise.
17. gasmlay ( 14/03/2009 07:36)
mba asio teny sinoa sy arabo de tena manja le serasera eh! :-D :wink:
18. niny ( 14/03/2009 09:49)
Aiza e !Izao fontsiny ry mpoban'I Andry TGV(terroriste à grand vitesse) 8taona tao aoriantsika no nazahoan'i Maurice fahaleovantena aiza izao ny fandrosoany? Ary intsika oahatr'ireny foza orana ireny manao dia mihemotra,Ny mpanao politika no tompon'andraikitra amin'izany?Zao foana mandrampahoviana?Mba misaina daholo e!Jereo ny Barea mandrak'androany mbola tsy nandray anjara t@ CAN,zay maha tonga R8 hiezaka hanao ny fivorian'ny UA eto(CAN POLITIKA),Dia izao hezahana ho sakanana izao!Dia inona no fandosoana ho hantenana eto!Taiky!
19. endrika01 ( 14/03/2009 13:13)
Ny Malagasy ory hava-manana!Raha handray vahiny eto Madagascar de mihevitra ny sasany fa tonga de lasa Andriamanitra kely lay Filoha,de atao zay hanakanana izany!Tena mahamenatra !Ato am dinika fotsiny aza de mifanasa vangy,mifanompa fa tsy izay vahaolana no ambara raha misy!Teny atsipy:REFA WE ZONE ROUGE DE ROUGE ZAY FA TSY WE LASA VERT.Refa we ZONE PRIVEE DE PRIVEE.De fantaro arakizay fa TSY AZO IHOARANA! Na cm kely fotsiny aza!
20. endrika01 ( 14/03/2009 13:14)
Ny Malagasy ory hava-manana!Raha handray vahiny eto Madagascar de mihevitra ny sasany fa tonga de lasa Andriamanitra kely lay Filoha,de atao zay hanakanana izany!Tena mahamenatra !Ato am dinika fotsiny aza de mifanasa vangy,mifanompa fa tsy izay vahaolana no ambara raha misy!Teny atsipy:REFA WE ZONE ROUGE DE ROUGE ZAY FA TSY WE LASA VERT.Refa we ZONE PRIVEE DE PRIVEE.De fantaro arakizay fa TSY AZO IHOARANA! Na cm kely fotsiny aza!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0762