voadonan'ny ratsiraka
1. diamondra27
(
13/03/2009 16:01)
raha mandinika ny hevin'ny malagasy sasany aho dia izao no fandraisako azy: tena voadona mihintsy ny sain-dry zareo hoe raha miala ravalo dia i ratsiraka no miverina eo, na ny système ratsiraka.
Tena tany tsy misy fanjakana tokoa angaha madagasikara ka azo atao an'izany satria heveriko fa efa hitampoko sy hitam-pirenena ireny ny zava-bitany ka inona indray no mbola atahorana azy.
Sa dia hoe tsy misy tsy vitan'ny vola e!
koa raha sanatria aza ve hisy izany dia tsy mba vitan'ny vahoaka ny mangataka fandriapmpahalemana ara-dalàna , milahatra tsotra izao fa tsy misy fangatahana teteza-mita
Ny mahagaga ahy koa dia betsaka ny mahatsapa fa diso Ra8, na izy tenany aza moa efa nilaza izany hoe " nanao erreur za", ary diso ihany koa ny nataon'i Andry amin'ilay fanaovana bodo ngeriny , izany hoe tsy tian'ny vahoaka ny fitondrana tarihan'i Andry tgv fa hoe vendrana sns satria bandy kely lery , nefa koa hoe tsy tian'ny vahoaka koa ny goaika antitra ka iza ihany aza no tena tian'ny vahoaka sa dia mila voa tsiary e!

novalian'i xxx ny 13/03/2009 21:37
3. pikatti
(
13/03/2009 16:15)
lasa nanao copie-coller ndray lery zay fa tsy zakany le fanontanianao ry diamondra =)) =)) =)) =))
4. Oay
(
13/03/2009 16:16)
Diamondra27 a! 27 carats be zao ve alou é?
Ny mampalahelo d ny mana manjo mahazaka fa ny mpamendrofendro no gaigy be, za alou tsy d resy lahatra loatra @ TGV noho ny fisian'i Andriamanjato sy ny taranany ao aorinany an! ary ireo goaika antitra ireo no tsy nandehanako teny @ 13mai fa tsoriko,
Fa kosa za tsy resy lahatra loatra @ ity hoe mbola kely taona ity satria amiko tsy ny taona no manambara fa matotra na tsia ny olona iray misy 55 taona ohatra d efa manomboka miverintsaina ka manahirana ny miaraka aminy satria lasa olona tsy mahatoky olona sy sarotra atoro! fa misy 35 taona fa matotra be, ny zavatra fantatro momba an'i TGV d olona tsy mora kivy nedala iny ary satria moa nedala efa ray mpianakaviana amiko d olona efa matotra izany.
Fa za alou mieritreritra hoe tsy hanao prézida ny repoblika izany nedala é!(Ataoko hoe nedala satria zaza niaraka izahay @ taona fa tsy hoe manivativa anazy za an!)
Ka ny mpandrangitra d mampitahotra hoe iverina Ratsiraka sy ny taranany lazaiko anao fa raha mbola miverina eo @ fitondrana ry Ratsiraka ka mbola mieritreritra ny hanao ratsy d lazaiko fa tsy afabela ary moramora ny manainga ny vahoaka satria tsy azo lavina fa marobe ny tsy tia azy ireo an!

5. AnA
(
13/03/2009 16:17)
diamondra27:ny sainao no voadonan-zany fa tsy hafa! ny olona efa samy mafantatra daholo we efa tsy afaka hanao na in na in tsony ratsiraka sady efa presque jamba no efa goaika lahy ! efa vita ny am iny!!
tena voadona mihintsy ny sain-dry zareo hoe raha miala ravalo dia i ratsiraka no miverina eo, na ny système ratsiraka.
6. pikatti
(
13/03/2009 16:21)
aza fatika @ ratsiraka izany hoe hitondra zay nareo fa efa influence sisa no azony atao tao izao mandriska ny tgv zao !!
7. diamondra27
(
13/03/2009 16:32)
AnA : :-D :-D :-D aza mampime akia ndry a!
sa mba manala kely azy aty amiko f'efa hiala ra8, hita hoe mafana fo be zany ndry an , relax fotsiny akia a!
Oay:za aloha mitovy hevitra aminao fa tsy tgv mihintsy no ho mpitondra e, sady efa fantany rahateo koa ange izany e!
Fa hono ho'aho ry Oay : rehefa exilé tahaka ireny moa ka raha miditra ny firenena dia tsy tokony ho voasambotra foana ve na dia misolo aza ny prezida e! zany hoe matoa izy nanaiky hoe asile politique sy efa niseho tany am dailymotion any ny zavatra nataony , re tsara izao ny ordre nataony hampamono olona , ka raha miverina ny sol madagascar izany dia tonga dia raisimpotsiny normalemnt sa dia hoe: alefa ihany aloha ny lavage de cerveau amin'izay dia izay matahotra dia mora foana ny mandresy lahatra azy

9. Oay
(
13/03/2009 16:42)
diamondra27:

Ka io indray d andraikitrin'ny Fitsarana ny zavatra azo eritreretina ohatra d hoe ny olona very havana t@ ireny raharaha 10 aout ireny mametraka fitoriana d raha afaka manao ny asany aradalana ny fitsarana d afaka manenjika an'i Ingahy Ratsiraka.
Manahy sahady anefa za fa tsy hotanteraka izany satria raha izany no hiseho d voakitikitika koa ireo mpitarika d anisan'izany ilay be molotra sady malama vava mpanodikodina ny marina eto Madagasikara iny d rha vao voakitikita iny d rava ilay izy satria @ zao fotoana izao d miaraka @ TGV izy sy ny zanany.
Sarotra hoy aho ny fandidiana fa satria sarotra ny manova ny kilasy politika eto amintsika.
10. pikatti
(
13/03/2009 16:43)
tsia ry diamondra ny exilé politika dia satria nenjehan'ny fitondrana en cours ry zareo raha tsy izany tsy mitombina ny maha exilé azy , rehefa lasa kosa io fitondrana io dia afaka miverina izy raha hitany tsy loza ho azy intsony izany
11. diamondra27
(
13/03/2009 16:56)
hay ve ka zany no izy e
fa na izany aza dia mbola mitombina ihany io hoe tsy tia azy itsony ny vahoaka

12. tgvra8
(
13/03/2009 17:23)
anaka pikatti efa hitanay ato amin ny foibe izao sady tazaninay @ radar ny misy an i deba tsy ho exilé tsony izy fa i andry tgv sy i ra8 indray izao no ho lasa exilé (l) (l) (l) (l) (l) (l)
13. tovolahy007
(
13/03/2009 17:26)
Aoka ho fantantsika fa i Ratsiraka Didier dia efa niteny fony izy niverina avy any Frantsa refa niongana i Zafy Albert fa ny Malagasy dia manaraka tsara ilay teny hoe: ADINOY NY LASA FA NDEHA NY HO AVY NO BANJININA. Ny gasy hoy izy mahay sy mora manadino. Ary marina ny azy satria nisy ireny 10/ 8 nefa nony niverina ingahy rainy fitsenana nakotroka no nitsenana azy. Dia mbola mihevitra izy @ zao fa mahatsiaro azy ny vahoaka Malagasy hany ka nanongana an'i Ravalomanana.
14. pikatti
(
13/03/2009 17:34)
mety ho marina leity zany kozinelah zany ry tgvr8 ,politika io tsy ialan'ny surprises foana :-D :-D :-D :-D
15. diamondra27
(
13/03/2009 17:35)
tgvra8: sao dia misy force one kambana anankiray any hihavian'i deba raha izany. Raha zao marina aloha no miseho dia ohatry ny hoe ny ratsy foana no alain-tahaka fa tsy ny tsara.
Dia izay rehetra mitsetsitra rehetra izany dia lasa daholo.
ary raha i Sylla no atao filoha dia mety hankasitran'ny gasy ve

16. xxx
(
13/03/2009 17:38)
efa miantsena faramparany sy mametrapetraka ny aty fr @ oul mahatoky ry sophie rafiraka izao dia efa mivonona ny haka ny fananany taloha any an-toerana indray e, tsy misy dikany raha afaka miverina ny éxilés izany klehhh, aiza ny fitsarana à izany?? sa efa voavidin'ny volandry zareo koa!
17. tovolahy007
(
13/03/2009 17:39)
Aleo olona tsy ary teo @ fitondrana mitsy e! Tokony olona na ny anarany aza tsy ary heno teo @ resaka politika no atao eo.
18. diamondra27
(
13/03/2009 17:42)
tovolahy007: mety taloha izany fa jereo aza ireny zava-miseho teto amin'ny fanjakana ireny, toa lasa nivadika biby izany ny olona.( @ toetra io sao dia misy milaza hoe mampitovy olona aminny biby eo za an)
izany hoe efa tsy manan-tahotra izany intsony ny gasy izao fa sahy maty ary manana ny heviny ka raha olona nahatsiaro fa novonoina ny fianakaviany mety tsy hanaiky ihany an.
tena betsaka ange ireny olona namonjy ny iavoloha tam 10/08 ireny e , ny tam Tompokolahy Ratsimandrava koa mbola etsy andaniny
Marina fa hoe i deba mety tsy any intsony fa ny fianakams mbola manana sy afaka maka ny empire-ny

19. tovolahy007
(
13/03/2009 17:49)
Ko izay mitsy ny tena marina e! Lazaina fa hoe efa antitra i Deba ka tsy ahavita ininona eo tsony. Marina fa efa antitra izy fa mmmm, azony atao tsara ny mametraka olona azony baikona eo, izay no maha RATSIRAKA an'ny RATSIRAKA.
20. diamondra27
(
13/03/2009 17:56)
tovolahy007: de inona izany fa ny eo ihany no eo, tsy hivoatra mihintsy zany le firenena nefa mba manakarena ihany na olona na vato na zavamaniry sns