MIARAMILA CAPSAT =MPAMADIKA TANINDRAZANA
1. papajames
(
13/03/2009 07:26)
Ho antsika rehetra izay mpamaky serasera eto Madagasikara sy ny any ivelany rehetra any dia izao no azoko ambara:
1-Na inona na inona zavatra lazain'ireo miaramila mpamadika ao amin'ny Capsat ireo,dia tsy te hahalala izahay fa ianareo no tena mpamadika tanindrazana voalohany,tadidio ny voady izay nataonareo fa ho an'ny tanindrazana sy ny vahoaka ianareo fa tsy natao ho voakarama.
2-Faharoa dia voavidy vola ianareo manamboninahitra lefitra maromaro ao amin'ny CAPSAT sy izay miaraka aminy,2 Milliara fmg no vola azonareo ary fantatray tsara izany,ny karana sy ny frantsay no tena mpamatsy vola anareo miaramila pikomy ireo
3-Hafatra ho anao ry CEMGAM Ndrianarijaona André izay nanendry tena ,mpitarika ny mpikomy,
HANODY HO ANAO SY NY TARANAKAO IZAO ZAVATRA ATAONAO ,MILAZA IANAO FA TSY MANOGAMPANJAKANA IANAO KANEFA TSY MANDRAY NY BAIKO AVY AMIN'NY FILOHAN'NY REPOBLIKA INTSONY
MPAMADIKA TANINDRAZANA IANAO SY IZAY MIARAKA AMINAO
4-Ireny zavatra natao tamin'ny minisitry ny Defense teny Ampahibe ireny ve ny fitiavan-tanindrazana nataon'ny miaramila,sahinareo ny manivativa ny lehibeanareo izay Vice Amiral
IZAO NO TENY AMARANAKO AZY:
HO AN 'IREO MPAMADIKA TANINDRAZANA:
'' NY SOA ATAO LEVENAMBOLO ARY NY RATSY ATAO LOZA MIHANTONA''
HO AN' NY MANOHANA NY FILOHA RAVALOMANANA KOSA DIA IZAO:
'' AZA MATAHOTRA ,MINOA FOTSINY IHANY '' Marka 5/35

novalian'i Mirananirina ny 13/03/2009 13:12
2. xxx
(
13/03/2009 07:37)
HO ANAREO BERET ROUGE SY NY TARANANY
TSY DIA OMEKO TSINY NAREO RAHA NAMADIKA TANINDRAZANA SATRIA RAHA FAHAIZANA IANAREO BERET ROUGE DE ZERO ARY TSY MANANA DIPLOME NA D CEPE ARY, NY GENDARME OHATRA DE MANANA BEPC SY NY POLICE ARY MBOLA CONCOURS VAO TAFIDITRA AO. KA LOGIQUE RAHA CORROMPUE NAREO SY TARANAKAREO SATRIA ARAKARAKY NY FAHAIZANA NO HI-PAYE-NA ANAREO
HAFAKA 2 TAONA NY FOTONA KA ZAY NO ENY @ 13 mai

3. xxx
(
13/03/2009 07:49)
Ilay be diploma mpanasa vodimbazaha sy androrosy indray angaha ity mirediredy ato ty , ianao io no rangory fototry ny afo dia la ferme , tsy havadika provocation sy intimidations ny fivavahana :twisted:
Tsy ho avelanay ho potehinao izany hoe endriky ny fivavahana marina izany :idea:

4. makamisa
(
13/03/2009 07:51)
MARINA IZANY REHETRA IZANY FA IREO CAPSAT IREO NO TENA TSY VANONA,MPAMADIKA TANINDRAZANA ,VOAVIDY VOLA IANAREO
Manala baraka ny tanindrazana sy ny foloalondahy Malagasy izao ataonareo izao,soa fa tsy ny Miaramila rehetra no manao ny toetra ataonareo,
ary sao dia tsy hainao ary ry CEMGAM André ,fa ao amin'ny Conseille des Ministre anie no manendry ny Chef D'Etat Major e,
aiza ve ka Ministre dia terenao amin'ny Basy ao amin'ny biraony mba hametrampialanana
MBA MIERITRERETA E

6. xxx
(
13/03/2009 07:54)
xxx:
Ilay be diploma mpanasa vodimbazaha sy androrosy indray angaha ity mirediredy ato ty , ianao io no rangory fototry ny afo dia la ferme , tsy havadika provocation sy intimidations ny fivavahana :twisted:
Tsy ho avelanay ho potehinao izany hoe endriky ny fivavahana marina izany :idea:
NGAH LETY ZANAKA BERET ROUGE, KA EFA HITA FA NAREO TSY MAHAY N'INN N'INN RAHA TSY ZANY VE MANASA VODIMBAZAHA SY LABONNE MBAZAH FA TSY MAHITA ASA ANY FRANTSA D MIGESTE REHEFA TONGA ETO DAGO HOE AVY ANY ANDAFY NEFA LABONNE NO NATAO TANY.
NA ANY ARYA ANIE HITA IHANY HOE VENDRANA NY ZANAKA BERET ROUGE E, SAMY ANY ANDAFY IHANY FA ZANAKA BERET ROUGE MANASA VODIMBAZAHA SY MANAO LABONNE FA NY HAFA MBA MEDECIN NA TECHNICIEN
=)) =)) =)) =)) =)) =)) =))
ZAY LESS VENDRAMP....AH
7. peta83
(
13/03/2009 07:57)
Hoy papajames
Ary ny ra nalatsaka lasa inona???ary ny "air force 1"?? :?: :?: :?: :?: :?:
IZAO NO TENY AMARANAKO AZY:
HO AN 'IREO MPAMADIKA TANINDRAZANA:
'' NY SOA ATAO LEVENAMBOLO ARY NY RATSY ATAO LOZA MIHANTONA''
HO AN' NY MANOHANA NY FILOHA RAVALOMANANA KOSA DIA IZAO:
'' AZA MATAHOTRA ,MINOA FOTSINY IHANY '' Marka 5/35
Ary ny ra nalatsaka lasa inona???ary ny "air force 1"?? :?: :?: :?: :?: :?:
8. xxx
(
13/03/2009 07:58)
ny mpanao didijadona mihevitra ny hafa ho voagejany dia tsotra fotsiny , miverina mianatra mitondra ny olona ao anaty democratie izay vao averina motondra olona , hajao ny hafa dia ho hajainy ianao ; aza hajaina anie ny hafa e ! hitaridositra any isalo any vao gaga hiteny irery
Tsy misy afaka hiteny fa diso ireo
Tsy misy afaka hiteny fa diso ireo
9. xxx
(
13/03/2009 08:02)
iO VE NO MBA MARANITRA IO MIPOITRA IO INDRAY NY LOGO -ANY ? NY HILAZANA FA BE DIPLOMA DONDRONA BE IANAO DIA MILAZA MANOHANA ANDRA8 NEFA MAMELY NY TSY MIANATRA NEFA I RA8 ANIE RY ILAY KONDRANA ITY TSY NIANATRA E ! DIA NY TENA NO MENATRA FA NY ZAZA AZA MAHATAKATRA IZANY
11. Oay
(
13/03/2009 08:05)
Ny voady natao ho an'ny Tanindrazana fa tsy natao ho an'olontokana.
Hilaza ianao hanao hoe ka io no filou lanimbahoaka tsy mandà an'izany aho fa na inn lazainao na inn lazainao d efa miseho ampahibe maso izao ny zavatra tsy zakan'ny olona nataon'i Marc Ravalomanana anisan'izany tsy zakan'ny olona izany ny fakana ankeriny ny tanin'olona eny fa na ny tany misy ny fasandrazan'ny olona aza d alainy ohatra ny tany misy ny fasandrazan'ny olona etsy Ambohimalaza.
Ko amiko d tsotra ny vahaolana i Madagasikara tsy anolontokana ka rehefa hita fa tsy afaka mametraka filaminana intsony ny mpitondra d mametrapialana.
Aoka kosa anefa mba tsy hisy miangatra ka raha manaiky hiala i Marc Ravalomanana d adidin'ny miaramila no miaro azy sy ny fananany tsipiako tsara io an!
Hiteny ianao hoe fa maninona raha ny fihetsehamabahoaka no ajanona valiny:
_Efa nanao izay mety rehetra i Marc Ravalomanana hanajanona an'io fa tsy tafanjanona io satria tsy mbola tonga ny valiny andrasan'ireo olona ireo.
_Efa najanona io nandritra ny fifampidinihana natao fa vao nijanona io d inn no nataon'i Marc Ravalomanana sy ny mpomba anazy nidingindrambo sy nihedinendina.
Noho izany d ny fametrahana ny fitondrana @ irei ray amandreny ampanahy no vahaolana satria raha vao miala i Marc Ravalomanana d mijanona ny korontona fa kosa tsy maintsy mandray ny andraikiny ny miaramila mba hiaro an'i Marc Ravalomanana sy ny fananany satria olompirenena toa ny olona rehetra i Marc Ravalomanana ka tokony ho harovana.

12. xxx
(
13/03/2009 08:06)
xxx:
iO VE NO MBA MARANITRA IO MIPOITRA IO INDRAY NY LOGO -ANY ? NY HILAZANA FA BE DIPLOMA DONDRONA BE IANAO DIA MILAZA MANOHANA ANDRA8 NEFA MAMELY NY TSY MIANATRA NEFA I RA8 ANIE RY ILAY KONDRANA ITY TSY NIANATRA E ! DIA NY TENA NO MENATRA FA NY ZAZA AZA MAHATAKATRA IZANY
SALUT ZANAKA BERET ROUGE, KA EFA WE IANAREO TSY MAHAY N'INN N'INN
MIVERENA ALOU MAMPIASA A TOI DE PARLER NA LALA SY NORO R'ISE A AIZA D LAVOTONDRO LAVA ZAO NO AMPIASAIN'NY ZANAKA BERET ROUGE FA NA SONIA ARY TSY HAY. NTSSSSOOOOOO NANE BE FO KELY EH, KA ATAO AHOANA FA ZAY NO ZANA BERET ROUGE
=)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) ^:^ ^:^ :p :p
13. tsinjo
(
13/03/2009 08:08)
tandremo fotsiny mamono tsy mahafaty ry oay a, vitao hatram farany ny voady natao e
14. Oay
(
13/03/2009 08:21)
tsinjo:
tandremo fotsiny mamono tsy mahafaty ry oay a, vitao hatram farany ny voady natao e
Tsinjo an! ary enao kay tsy mahalala an'i Oay mbola averiko aminao ary efa fantatrin'ny maro fa Oay tsy miaraka @ TGV ary tsy hiaraka @ TGV ary Oay koa d tsy TIM ary tsy ho TIM noho izany d tsy misy atahoran'i Oay na maty iza na tsy maty iza, na izany aza anefa d manana ny fomba fijeriny izay tohanan'i Oay amin'izao fotoana izao ohatra d ny zavatra tena vohizin'i Oay d hoe "Ny alika aza rehefa miady d tsy manaikitra intsony izay eo ambony" ka ho an'i Oay raha toa ka tonga saina tampoka ao i Marc Ravalomanana ka mametrapialana d amin'i Oay d adidy tsy maintsy ataon'ny miaramila ny miaro an'i Marc Ravalomanana sy ny fananany.
I Oay koa d tsy mankasitraka velively ny hanaovana ny fomba rehetra hahatonga an'i Marc Ravalomanana hanao sesitany ny tenany.
Mbola averiko hoe ny vahaolana d ny fametrahan'i Marc Ravalomanana ny fitondrana @ FFKM satria io no misy ny FJKM izay misolontena anazy ary izy anie no mbola prézida lefitra an'io FJKM io sa tsy mahatoky ny olony koa izy satria raha ny tena marina anie d i Marc Ravalomanana no mitondra ny FJKM fa saribakoly fotsiny io prézidan'io é! Ka za aza zao hahazo teny ratsy avy @ TGV ndray satria manazava eto omeo ny FFKM ny fitondrana kanefa hay moa i Marc Ravalomanana koa ao anatin'ny FFKM.
15. tsinjo
(
13/03/2009 08:33)
oay :tsia efa novaliako i toi tatsy fa ataon'ny FFKM aona no itondra ny firenena , ny olana eo am samy fiangonana ary tsy voavahany .
Mbola averiko hoe ny vahaolana d ny fametrahan'i Marc Ravalomanana ny fitondrana @ FFKM
oay iany :
Tsinjo an! ary enao kay tsy mahalala an'i Oay mbola averiko aminao ary efa fantatrin'ny maro fa Oay tsy miaraka @ TGV ary tsy hiaraka @ TGV ary Oay koa d tsy TIM ary tsy ho TIM
Tsy oe refa miresaka eto ane de tsy voatery TIM na TGV e , fa kosa misy fiandaniana na am andalany na am ankilany , ary fantatra am fanoratra eto izany .
16. papajames
(
13/03/2009 08:34)
Matoa aho nanoratra izao hafatra izao dia misy ny zavatra haiko sy fantatro,miaramila retraité izaho manoratra aminareo rehetra izao,efa nisy ihany fotoana nanao ny asa tany amin'ny Filoha Ravalomanana aho,ary tsapako tokoa ny fiarahana tamin'ny fa marina raha iny rangahy iny,
tsy nisy hoe tombotsoa azoko betsaka taminy akory fa sao dia misy mihevitra zavatra hafa eo indray,izao no teneniko sady averiko ihany:
hitanareo izay tsy mankasitraka ny Filoha ravalomanana ny adiresiko io ambony ka anoraty aho raha hahatafala azy ianareo tsy tia azy ireo,
aza dia tarihin'ny olona amin'ny lainga re,fa mandiniha lalina ihany
izao no teniko farany
Tandremo sao mamono biby tsy mahafaty ka hifoteran'ny rambony

17. xxx
(
13/03/2009 08:42)
Dodrona be - 200 ny sain'ty tsy misy hiadiana hevitra ndàna mianatra teny komo aloha :lol:
18. Oay
(
13/03/2009 09:11)
papajames:
Matoa aho nanoratra izao hafatra izao dia misy ny zavatra haiko sy fantatro,miaramila retraité izaho manoratra aminareo rehetra izao,efa nisy ihany fotoana nanao ny asa tany amin'ny Filoha Ravalomanana aho,ary tsapako tokoa ny fiarahana tamin'ny fa marina raha iny rangahy iny,
tsy nisy hoe tombotsoa azoko betsaka taminy akory fa sao dia misy mihevitra zavatra hafa eo indray,izao no teneniko sady averiko ihany:
hitanareo izay tsy mankasitraka ny Filoha ravalomanana ny adiresiko io ambony ka anoraty aho raha hahatafala azy ianareo tsy tia azy ireo,
aza dia tarihin'ny olona amin'ny lainga re,fa mandiniha lalina ihany
izao no teniko farany
Tandremo sao mamono biby tsy mahafaty ka hifoteran'ny rambony
Misaotra an'i papajames tena efa ray amndreny lehibe tokoa ianao raha toa efa misotro ronono izany.
Dadabe a mba misy fanontaniana efa mba nandalo tao antsain'i dadabe ve hoe iza no nieritreritra fa hisy hahavita ny hanozongozona an'izao fitondrana izao?
Dadabe a, lazaiko anao fa rehefa tonga ny fotoana tsy maintsy vita io satria ny fotoambita tsy mahaleo ny sampona.
Ianao izany d efa nahita ny fitondrandRatsiraka iza moa no tsy nanaiky an'i Deba fa nianjera ihany é, rava ihany i babylon a!
Ka hoy aho tsy zavatra vita rehefa mbola tsy tonga ny androny fa izay tsy manao kosa aloha d tsy hahavita ninn koa aleo ny tanora hanandrana fa rehefa tsy vita akory atao dadabe fa sambombalala main'andro tsy azoko anio hiverenako rahampitso a! ary ny valala tsy azo raha tsy handrin'ilika!
19. xxx
(
13/03/2009 09:44)
O ry le Oay ty ah, aza raintete wa fa rehefa TGV d TGV tsy mahamenatra zany
hita @ fomba fanoratra fa TGV toi, aza mamadika wa sao tifirin'ny CAPSAT eo

20. xxx
(
13/03/2009 09:45)
Oay:
papajames:
Matoa aho nanoratra izao hafatra izao dia misy ny zavatra haiko sy fantatro,miaramila retraité izaho manoratra aminareo rehetra izao,efa nisy ihany fotoana nanao ny asa tany amin'ny Filoha Ravalomanana aho,ary tsapako tokoa ny fiarahana tamin'ny fa marina raha iny rangahy iny,
tsy nisy hoe tombotsoa azoko betsaka taminy akory fa sao dia misy mihevitra zavatra hafa eo indray,izao no teneniko sady averiko ihany:
hitanareo izay tsy mankasitraka ny Filoha ravalomanana ny adiresiko io ambony ka anoraty aho raha hahatafala azy ianareo tsy tia azy ireo,
aza dia tarihin'ny olona amin'ny lainga re,fa mandiniha lalina ihany
izao no teniko farany
Tandremo sao mamono biby tsy mahafaty ka hifoteran'ny rambony
Misaotra an'i papajames tena efa ray amndreny lehibe tokoa ianao raha toa efa misotro ronono izany.
Dadabe a mba misy fanontaniana efa mba nandalo tao antsain'i dadabe ve hoe iza no nieritreritra fa hisy hahavita ny hanozongozona an'izao fitondrana izao?
Dadabe a, lazaiko anao fa rehefa tonga ny fotoana tsy maintsy vita io satria ny fotoambita tsy mahaleo ny sampona.
Ianao izany d efa nahita ny fitondrandRatsiraka iza moa no tsy nanaiky an'i Deba fa nianjera ihany é, rava ihany i babylon a!
Ka hoy aho tsy zavatra vita rehefa mbola tsy tonga ny androny fa izay tsy manao kosa aloha d tsy hahavita ninn koa aleo ny tanora hanandrana fa rehefa tsy vita akory atao dadabe fa sambombalala main'andro tsy azoko anio hiverenako rahampitso a! ary ny valala tsy azo raha tsy handrin'ilika!
mipetraha trara ry kindinavanty an rehefa vendrapour any,
:evil: :evil: :evil: