mangataka ny fialan-dRa8 koa ny zandary

1. xxx ( 12/03/2009 15:13)
very ianao dadatoa
novalian'i fijo ny 12/03/2009 20:45
2. andrywui ( 12/03/2009 15:38)
Ze voa manodidina mitsoaka otran'ny sasany le voa koa de nitsoaka , fa ny tsy nampety anity de tsy nisy moyen hitsoahana ffa de hiaritra petsa eto iany
3. tsinjo ( 12/03/2009 15:40)
wuiwui a mamela letsy azy a ,efa mifona anie izy e ,otrana kou nge efa nifona t@ la e de tsy hamela ahy ve ela ? tsy hamela azy kou?
4. andrywui ( 12/03/2009 15:59)
Fa za ane tsy maneji dresy fa le force 1 handosirana ty toa nosomparan'ny sasany ko !!!! sa hitaingina lakana ??? sa hitsoaka any amin alan'Ankarafantsika ?? any zao tsa misy mpahita !!
5. bazylou ( 12/03/2009 16:22)
ah non, nandeha tongotrahono lery koa!! sady lery anie efa tompon'ny fkjm ka afaka mandeha amin'ny rano e
:-D
6. fijo ( 12/03/2009 20:45)
tsy misy mitsoak aizany eo e
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0075