Misandoka ho andri-masom-pokonolona
1. xxx
(
12/03/2009 09:14)
Tao amin'ny vaovaon'ny station TV iray omaly dia nampiseho ny nitifiran'ny mpitandro filaminana bandy 5 saika handroba teny Tanjombato.
Tetik'adin'ny sasany indray izao ny misoratra anarana manao andrimasom-pokonolona nefa manararaotra an'iny fotoana iny manao la ronde mandeha mamaky trano. Fantatro tsara ny lazaiko satria tsy vaovao amiko ireo olona niseho tamin'ny télé iray ireo.
Ilaina ny andrimasom-pokonolona fa ireo INTRUS manararaotra ao no tena tsy izy intsony kosa. Nanazava moa ilay tovolahy iray hoe nanao andrimasom-pokonolona ireo bandy 5 lahy ireo, tena marina mihitsy ary nisoratra anarana fa ny fanampiny dia mbola saika handroba tao amin'ny MAGRO Tanjombato indray aty amin'ny ilany atsimo. Tena tsy mahalala oniny intsony ilay olona. Tena efa tsy izy intsony.
Azoko antoka io zavatra lazaiko io fa tsy entiko sanatria hanenjehana an-dry zareo ireo voatifitra ireo. Vao nanomboka ny tamin'ny 18h30 teny amin'ny quartier Tanjombato dia efa nanapoaka basy ny force de l'ordre satria efa nanomboka nitangorona ry zalah miandry trano horobaina, tsy naleo ve nody vao tamin'ireny fotoana ireny e.
Gravy ka ...

novalian'i fijo ny 12/03/2009 22:23
2. ravatorano
(
12/03/2009 09:27)
ny andrimasom-pokonolona aloha dia tokony olona avy eo amin 'ilay toerana ihany manodidina na farafaharatsiny iray fokotany fa raha vao midila an izay defa tsizy fa lasa tetika hatao handrobana fotsiny izay !
ny barazy dia ilaina raha amin'ny andro alina satria tsara raha amizao fotoana izao raha manaramaso ny fandriampahalemana ny olona amin ny tanana iray ny atoandro kosa dia vela hibanaka izany !
fa ny tena mahagaga aloha dia hoe ianao vatatenanao no hisahana tanteraka izany hisava sy handray fepetra raha misy ny olana nefa ny fokonolona dia tsy manana traikefa amizany, amiko dia ry zareo zandary sy rasill ary polisy ihany no tsara manao an ireny fa raha tsizany dia hisy foana ny fihoaram pefy